Ny Rabe

Diso toerana πŸ˜‚πŸ˜‚

Angaha ry Datoa dia hipetrahana daholo izay azo hipetrahana rehetra izao ah!! πŸ˜‚πŸ˜‚

Diso toerana πŸ˜‚πŸ˜‚

Ry mimi isany!!! πŸ˜…

Miaaaou!! Miaaaou!!! πŸ˜… Any aminareo koa ve misy mimi malaza tonga dia ilay danzΓ© be ireny? πŸ˜… Mampalahelo mihitsy i Datoa ato hanaovan'zalahy azy!!! πŸ˜…

Ry mimi isany!!! πŸ˜…

Tsiky manja kely β™₯️

Aiza daholo ny mpankafy an'i Tsiky, izy dia mΓ¨re cΓ©libataire manja kely fa na dia izany ary Datoa masika be ah πŸ˜‚πŸ˜‚

Tsiky manja kely β™₯️

Tsiky manja kely β™₯️

Ravarava mihitsy ny bandin'ny tanΓ na voa mandalo Tsiky πŸ˜‚πŸ˜‚ Io zandry kely tsy ahazaka io aloha tonga dia RIP 🀭

Tsiky manja kely β™₯️

Rehefa mandeha mariazy πŸ˜…

Iza aminareo indray no mitondra ambin-tsakafo mody rehefa avy mamonjy mariazy? πŸ˜… Na dia izany aza dia tsara ihany ny miala amin'io fomba io, sa comment? πŸ˜…

Rehefa mandeha mariazy πŸ˜…

Fripy amin'ny taonina πŸ˜…

Indry koa ve tsy manaiky mihitsy raha tsy mahazo fripy bobaka be vao afa-po? πŸ˜ƒ Tandremo nefa fa mampiteraka olana be tampoka kay io fifidianana fripy bobaka be io io anh! πŸ˜…

Fripy amin'ny taonina πŸ˜…

Ry bevohoka isany πŸ˜‚πŸ˜‚

Misy tamboho kaoka be sy rava mihitsy amin'ny fihinanan'ireny bevohoka ireny biriky!! πŸ˜‚ Ny anareo koa ve biriky ihany sa mba asiana vato malao kely indraindray dia jus fasika?? πŸ˜‚

Ry bevohoka isany πŸ˜‚πŸ˜‚

Ron'akoho🀭

Sery vitan'ny anamalaho ve dia amonoana vatotr'akoho πŸ€­πŸ˜‚

Ron'akoho🀭

Fomban-drazana πŸ€­πŸ˜‚

Ireo razana mahita ilay blague: "Tsisy hidiranay ny amin'izany fa tsy nanao anzany izahay" πŸ˜‚πŸ˜‚

Fomban-drazana πŸ€­πŸ˜‚

Vary misy vato πŸ˜‚

Matetika dia izy foana no tratran'ny vary misy vato ao an-tokantrano πŸ€­πŸ˜‚

Vary misy vato πŸ˜‚

Datoa be style πŸ˜‚πŸ˜‚

Inona no ataonareo raha mifoha maraina ianareo dia efa ry Datoa mianakavy no mpiray vodirindrina aminareoπŸ˜‚πŸ˜‚

Datoa be style πŸ˜‚πŸ˜‚