Lesona 04: Masque de transformation
Fampianarana resaka "Masque de transformation" indray izao no hianarantsika. Mba captureo dia ataovy amin'ny komantera hoe izay efa zava-bitanareo tany đ
Fampianarana resaka "Masque de transformation" indray izao no hianarantsika. Mba captureo dia ataovy amin'ny komantera hoe izay efa zava-bitanareo tany đ
Indro indray ary ny fampianarana mandoko sy manisy aloka amin'ny fanaovana animation. Aza adino fa efa misy ny fampianarana anankiroa teo aloha ka tsara kokoa ny mijery ny fampianarana teo aloha foana ihany. Araho ato aminâity tutoriel ity ny dingana rehetra aminâny fandokoana ny sary sy ny fametrahana aloka aminâny Krita.
Maro taminareo no nangataka ny tohin'ilay fampianarana voalohany momban'ny fanaovana "animation" koa indro ary atolotra ho anareo am-pitiavana be ny fampianarana faharoa. Araho ato aminâity tutoriel ity ny dingana rehetra aminâny fanetsehana ny sary aminâny Krita
Fanontaniana miverimberina matetika ny hoe: inona avy ireo logiciel ampiasaina aminâny fanaovana sary miaina, ary karazana fitaovana toy inona no ilaina aminâizany? Araho ato aminâity tutoriel ity ny dingana rehetra aminâny fanaovana sary aminâny logiciel Krita, miaraka aminâireo fitaovana ilaina aminâizany.
Tsy misy vaovao intsony