Ny Rabe
Ny Rabe

Mirehareha fa Malagasy

Vanitika party, sady manal'azy,
no mampahatsiahy anao fa gasy ka manja

Fa iza moa Ny Rabe?
La famille Rabe : le zébu, le chien, les parents, les enfants et la grand-mère

Iza Ny Rabe?

Ny Rabe dia tantaram-piainan'ny fianakaviana Rabe mipetraka ao Ambalavato. Tantara mampiomehy sady mampi-te hijery foana, noforonina tanora Malagasy. Ahitana tantara isan-karazany izay ahafan'ny tsirairay mahita ny tenany sy ny toetrany.

Planche Ny Rabe : une scène à la station-service

Ny andavanandron'ny Malagasy

Voatantara avokoa ny zava-misy eo amin'ny fiaraha-monina, izay mety ataon'ny tsirairay avy amintsika.

Planche Ny Rabe : une discussion au garage

Firesaky ny daholo be

Ny tantara dia nosoratana amin'ny teny malagasy amin'ny fomba fitenin'ny tanora ankehitriny ary ny rehetra eny an-dalam-be.

Planche Ny Rabe : une scène de salon en famille

Fianakaviana mahafinaritra

Hita ao anaty tantara daholo na ny ankizy na ny ray aman-dreny hatramin'ny bebe. Tafiditra ao anatin'ny fianakaviana ihany koa ny alika sy ny omby mpananihany.

Ndao hiaraka aminay hanandratra ny vita Malagasy