Ny Rabe

Gag

Diso toerana πŸ˜‚πŸ˜‚

Angaha ry Datoa dia hipetrahana daholo izay azo hipetrahana rehetra izao ah!! πŸ˜‚πŸ˜‚

Diso toerana πŸ˜‚πŸ˜‚

Ry mimi isany!!! πŸ˜…

Miaaaou!! Miaaaou!!! πŸ˜… Any aminareo koa ve misy mimi malaza tonga dia ilay danzΓ© be ireny? πŸ˜… Mampalahelo mihitsy i Datoa ato hanaovan'zalahy azy!!! πŸ˜…

Ry mimi isany!!! πŸ˜…

Tsiky manja kely β™₯️

Ravarava mihitsy ny bandin'ny tanΓ na voa mandalo Tsiky πŸ˜‚πŸ˜‚ Io zandry kely tsy ahazaka io aloha tonga dia RIP 🀭

Tsiky manja kely β™₯️

Rehefa mandeha mariazy πŸ˜…

Iza aminareo indray no mitondra ambin-tsakafo mody rehefa avy mamonjy mariazy? πŸ˜… Na dia izany aza dia tsara ihany ny miala amin'io fomba io, sa comment? πŸ˜…

Rehefa mandeha mariazy πŸ˜…

Fripy amin'ny taonina πŸ˜…

Indry koa ve tsy manaiky mihitsy raha tsy mahazo fripy bobaka be vao afa-po? πŸ˜ƒ Tandremo nefa fa mampiteraka olana be tampoka kay io fifidianana fripy bobaka be io io anh! πŸ˜…

Fripy amin'ny taonina πŸ˜…

Ry bevohoka isany πŸ˜‚πŸ˜‚

Misy tamboho kaoka be sy rava mihitsy amin'ny fihinanan'ireny bevohoka ireny biriky!! πŸ˜‚ Ny anareo koa ve biriky ihany sa mba asiana vato malao kely indraindray dia jus fasika?? πŸ˜‚

Ry bevohoka isany πŸ˜‚πŸ˜‚

Fomban-drazana πŸ€­πŸ˜‚

Ireo razana mahita ilay blague: "Tsisy hidiranay ny amin'izany fa tsy nanao anzany izahay" πŸ˜‚πŸ˜‚

Fomban-drazana πŸ€­πŸ˜‚

Ron'akoho🀭

Sery vitan'ny anamalaho ve dia amonoana vatotr'akoho πŸ€­πŸ˜‚

Ron'akoho🀭

Vary misy vato πŸ˜‚

Matetika dia izy foana no tratran'ny vary misy vato ao an-tokantrano πŸ€­πŸ˜‚

Vary misy vato πŸ˜‚

Mitsako tsinjaory πŸ˜‚πŸ˜‚

Ianareo koa ve be konetaka kely taloha rehefa maratra? πŸ˜‚ Araho ato indray ary ny fikan'i Datoa manoloana an'izany eh! πŸ˜‚

Mitsako tsinjaory πŸ˜‚πŸ˜‚

Nangidy iny πŸ˜‚πŸ˜‚

Rehefa manao zavatra dia aza mihaino vavan'olona fa ataovy izay hitiavanao azy πŸ«‘πŸ˜‚

Nangidy iny πŸ˜‚πŸ˜‚

Areheto fa maika eehπŸ˜‚πŸ˜‚

Aty aminay misy ilay olona tsy mahavelona afo iny mihitsyπŸ˜‚ Nefa ny sasany ray segondra dia vonona πŸ˜‚

Areheto fa maika eehπŸ˜‚πŸ˜‚

Mafy dia mafy πŸ˜­πŸ˜‚

Aza mba tratrany ihany zareo ah πŸ˜‚ ZΓ©zΓ© ary omby nefa mahatsapa marary πŸ˜­πŸ˜‚

Mafy dia mafy πŸ˜­πŸ˜‚

Pitidrora mazika πŸ˜ŠπŸ˜‚

Fomba fitadiavan-javatra tsy azo adinona ity ah πŸ˜‚ Ninoninona tediavina dia hita foana πŸ‘β˜ΊοΈ

Pitidrora mazika πŸ˜ŠπŸ˜‚

Sarotra an-kanina πŸ€­πŸ˜‚

Any aminareo koa ve misy ilay olona efa amin'ny ora fisakafoanana iny mihitsy vao mody mandondonaπŸ˜‚πŸ˜‚ Mba blague ity fa ny antsika valala iray aza hifanampahana β™₯️

Sarotra an-kanina πŸ€­πŸ˜‚

Mpangarom-paosy

Mpangarom-paosy πŸ˜­πŸ˜‚ Mila mailo foana naizanaiza aleha 😞 Nareo koa ve mino an'ilay fombafomba gasy hiarovana amin'ny Mpangarom-paosy reny? πŸ˜‚πŸ˜‚

Mpangarom-paosy

Bacc en poche πŸ˜‚πŸ˜‚

Ianareo ko ve sahirana mitady cadeau ho an'ny zanakareo 😊 Tadidio fa tiany daholo izay omenareo eo 😊 Arahabaina daholo izay afaka πŸ₯° Mahereza daholo ianareo izay tsy afakaπŸ™β™₯️

Bacc en poche πŸ˜‚πŸ˜‚

Kotaba amin'ny alina 🀣

Maro isan-karazany mihitsy ny kotaba amin'ny alina tsy ahitan-tory fa kotaba hafa kely kosa ny an'i Datoa no henony 🀣 πŸ˜‚πŸ˜‚

Kotaba amin'ny alina 🀣

Zava-boahary tsy mitovy πŸ˜‚

Dia samy mahazo ny anjarany tokoa moa!! πŸ˜‚ Asa raha mba mpankafy pizza saosety koa i Tata Malala! πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚

Zava-boahary tsy mitovy πŸ˜‚

Ilay mpanjifa saro-kenatra 🀣

Ianareo ve saro-kenatra rehefa manjifa azy itony sa toy ny mividy saribao 500ar ampiana 200ar ihany? 🀣🀣 Araho kely indray ary ity zava-nitranga tao an-tsenan'i Fara ity eh! πŸ˜€

Ilay mpanjifa saro-kenatra 🀣

DΓ΄dΓ΄ zaza ooooh!! πŸ˜ƒ

Izany indray ary ny memes an'i Tsiky manja kely eh! πŸ˜ƒ Efa betsaka amintsika kosa no efa tratra an'izao sa ahoana ry Maman isany? πŸ˜ƒ Courage daholo mitaiza fa adidy masina io 😊

DΓ΄dΓ΄ zaza ooooh!! πŸ˜ƒ

Manaraka