Te ho Mpivarotra Mpiara-miasa aminay ve ianao?
Azonao atao tsara ny mamokatra ary mivarotra vokatra misy ny sary sy ny mpilalao Ny Rabe.



Mila tandrovana tsara anefa ny fahamendrehan'ny vokatra vita Malagasy, ka noho izany dia vokatra vita tsara sy mateza no amidy.
Vonona ve ianao?
- 1Lazao anay ary ny hevitrao : ny vokatra tianao hamboarina sy ny toerana hivarotana azy.
- 2Hodinihinay ny fangatahanao ary atao ny fifanarahana.
Aza misalasala manoratra aminay amin'ny adiresy mailaka.

