Ny Rabe

Fampahafantarana ara-dalàna

Mpamorona ny tranonkala

Ny tranonkala Ny Rabe dia namboarin'ny orinasa STILEEX SARLu

Foibe :
Lot AU 8D, Andafiavaratra Ambohitrarahaba, 103 Antananarivo, Madagascar
RCS :
Antananarivo 2016B00872
NIF :
6 002 485 974
STAT :
62021 11 2016 0 10955

Mpitantana

RANDRIAMITANTSOA Narindra Herizo.

Talen'ny Famoahana

RAZAFIMAHEFA Lala Hasina.

Fifandraisana

[email protected].

Fampiantranoana ny tranonkala

Ny tranonkala dia ampiantranoin'i Simafri.

Zon'ny mpamorona

Voaaro amin'ny lalàna momba ny zon'ny mpamorona izay rehetra hita ato amin'ity tranonkala ity (lahatsoratra, sary, horonan-tsary, tantara an-tsary, sary famantarana na logo ary singa grafika) ary mijanona ho fananan'ny STILEEX SARLu na ireo mpiara-miombon'antoka aminy irery ihany ireo. Voarara ny mandika, manova na mampiasa azy ireo, manontolo na ampahany, raha tsy nahazo alalana an-tsoratra mialoha avy amin'ny tompon'ny zo.

« Ny Rabe » dia marika voasoratra ara-dalàna ao amin'ny OMAPI (Office Malgache de la Propriété Industrielle). Voarara ny fampiasana izany marika izany amin'ny endriny rehetra raha tsy nahazoana alalana mialoha, ary mety hiteraka fanenjehana ara-pitsarana ny fampiasana tsy nahazoana alalana.