Tsiky manja kely β₯οΈ
Aiza daholo ny mpankafy an'i Tsiky, izy dia mΓ¨re cΓ©libataire manja kely fa na dia izany ary Datoa masika be ah ππ
Aiza daholo ny mpankafy an'i Tsiky, izy dia mΓ¨re cΓ©libataire manja kely fa na dia izany ary Datoa masika be ah ππ
Inona no tena ahatsiarovanareo an'ity zoky ity ππ Ankoatra ny feony
Efa ela no niandrasana an'i Paoly fa efa ito izy ito π Ampiasao any ny sariny eehπ
Inona no ataonareo raha mifoha maraina ianareo dia efa ry Datoa mianakavy no mpiray vodirindrina aminareoππ
Ny Rabe be takosona ππ Tsy voatery hoe milamina be foana izay vao mety fa jereo anie ity sary ity eh π Sary nataon'i Litaπ Imprimable izy ity π
Miaraka amin'i Njaka indray ary isika androany βΊοΈ Faralahin'i Datoa io anh!! Izy ilay mampianatra antsika animation ato πβΊοΈ
Ohatr'izao indray no fika an'i Datoa mieskiva emboutaka sady milalalala be: Alefaso fa maika eeeeeeeeeeeh!!!! π π₯
Miaraka amin'i Neny Fara indray ary isika androany β₯οΈ Seria keliny Datoa io ah, tandremo adalain'ialahy isany πβΊοΈ
Misy ketrika milay be aty fa raha mba asiana fiaraha-miasa sa ahoana hoy ianao? Ity ny version HD fond transparent raha mila nareo akama π
Izany indray i Datoa rehefa love-love π Adino indray aloha ny mibata taksi eto fa i rafotsy indray no batain'i Datoa π
Eo ary mba mi-paozy kely miaraka amin'i Tata Malala indray π Maro be ianareo mpankafy nangataka ity sary afaka imprimΓ©na ity. π
Miaraka amin'i Njaka indray ary isika androany. π Zany ny bandikely miondana tekno π Zanak'i Datoa faralahy. π
Ndao hiaraka aminay raha maika π Aty aminay tsy misy tara izany, mahay mi-eskiva emboutaka, afaka mandeha ambony rano. π Alefaso fa maika ehhhhh. π
Maika lava nefa leo emboutaka? Aleo tonga dia bataiko mihintsy ity fa iza koa no hiandry ela be eo π π₯
Masiaka be ronono π²π¬ Ho feno fihomehezana ny tontolo andronao miaraka amin'i Tatamalala. πβ€οΈ
Maika lava nefa leo embouteillage π Ndao hiaraka amin'i Datoa. π
Mba nakanaka kely seul fa mba nandeha ny tsena androany π
Dia ahoana? Inona ny sera zalahy ah π misy ketrika milay be aty ho anareo izy te hi-collab eh π
Avia raha te ho tapatsinay isanandro miaraka amin'ny fianakavianay π π²π¬
Tsikitsiky lalandava ny fianana π Izaho fiΓ¨re fa malagasy π²π¬
Tsy misy vaovao intsony