Iza amintsika ato indray no champion du monde amin'ny fisisihana taxi-be? πŸ˜… Efa maika lava daholo moa ka tsy maintsy mifampisisisika ao!!! πŸ˜… Na izany aza, aza adino ny manome toerana ireo zokiolona, ny bevohoka, ny mitaiza kely ary ireo manana kilema rehefa hiditra bus na rehefa ao anatiny. πŸ‘

Komantera (44)

Mahareta kely