
Kadô tsy nampoizina : Ranomanitra 🤣🎁
Gag ·
Jean Michel nividy ranomanitra teny Anosy mba homena cadeau an'i Tsiky... 😅 Kinanjo vao notsifirina tonga dia K.O ny iray trano 🤣 😂 Efa sendra nividy zavatra tsy araka ny nampoizina ve ianao? Zarao aminay ao anaty commentaire!
Mahareta kely