
Lasa mpanan-karena 💰😃
Gag ·
Faly be i Tata Malala rehefa naharay SMS nilaza fa nahazo vola be izy. Noho ny hafaliany dia nozarainy tamin’ny olona daholo ny entana tao an-trano. 😃 Fantatra anefa fa soloky ilay SMS. Dia raikitra indray ny fihazakazahana sy fakà na indray ireo entana efa lasan’ny mpiray vodirindrina. 🤣
Mahareta kely