Rehefa ialahy ilay leo embouteillages iny dia izao no fika. π Alefaso fa maika eh π
Tsikitsiky kely miaraka amin'ny #Datoa indray aloha π
Zarao ao amin'ny commentaire hoe aiza ilay toerana tena be embouteillages eto Antananarivo iny. π²π¬π²π¬
Aza adino mi-partage mba ho hitany akama rehetra. ππ
Komantera
Mahareta kely
Leo embouteillage π Andiany I π²π¬π²π¬ #nyrabe - Ny Rabe