Indro indray ary ny fampianarana mandoko sy manisy aloka amin'ny fanaovana animation. Aza adino fa efa misy ny fampianarana anankiroa teo aloha ka tsara kokoa ny mijery ny fampianarana teo aloha foana ihany.
Araho ato amin’ity tutoriel ity ny dingana rehetra amin’ny fandokoana ny sary sy ny fametrahana aloka amin’ny Krita.
Komantera (3)
Mahareta kely
Lesona 03: Fandokoana ny sary amin’ny Krita - Ny Rabe