Milahatra rano #nyrabe #bidon #memes
Gag ยท 22 Jon 2026, 14:30
Iza no diso ? ๐ Tezitra mafy i Fara fa tonga hatreo alohan'ny tsenany ny filaharana Bidon. ๐ฅน Mpilalao : Fara (mpivarotra, vadin'ny Datoa), i Njaka kosa zanak'izy ireo faralahy. Aza adino mizara ๐
Mahareta kely