Ny paikady alohan'ny vaovao ratsy! π
Gag Β· 5 Aog 2026, 10:00
Inona koa ny fikafikanareo rehefa matahotra ho bedy iny? π Mahay manambitamby ny vehivavy ry zalahy rehefa diso ah. Raha ialahy izao no nanimba teo dia efa voaroaka hatramin'ny entana. π€£
Mahareta kely