Boatindrakitra manavotraπ€©π
Aza misalasala mihitsy misikotra boatindrakira rehefa kinkina be ah!!π
Aza misalasala mihitsy misikotra boatindrakira rehefa kinkina be ah!!π
Dia anjaran'i zoky amin'izay no misafidy izany koa!! ππ
Maro isan-karazany mihitsy ny kotaba amin'ny alina tsy ahitan-tory fa kotaba hafa kely kosa ny an'i Datoa no henony π€£ ππ
Ndao hiaraka aminay raha maika π Aty aminay tsy misy tara izany, mahay mi-eskiva emboutaka, afaka mandeha ambony rano. π Alefaso fa maika ehhhhh. π
Tatamalala koa izany dia masiaka erΓΏ π Mpilalao : Datoa, Tatamalala, Jean Michel (vazaha) Aza adino hatrany mizara ny vidΓ©o antsika.
Tsy misy vaovao intsony