Ny Rabe

Paoly

Sarotra an-kanina ๐Ÿคญ๐Ÿ˜‚

Any aminareo koa ve misy ilay olona efa amin'ny ora fisakafoanana iny mihitsy vao mody mandondona๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚ Mba blague ity fa ny antsika valala iray aza hifanampahana โ™ฅ๏ธ

Sarotra an-kanina ๐Ÿคญ๐Ÿ˜‚

Miandry an'i Paoly ๐Ÿ˜†

Izaho miandry ilay olona nampindramiko vola tamin'ny herintaona hoe 'androany aho handoa azy.๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜

Miandry an'i Paoly ๐Ÿ˜†

Tsy misy vaovao intsony