Ianareo koa efa tratrin'ilay handeha hibôsy nefa tsy te hiala ambony fandriana mihitsy? 😅 Na izany aza mila mazoto foana isika fa araho ny tantaran'i Tata Malala fa kômbà be ny mandeha mibôsy tamin'ny fahatanorany 😅
ô i ôôô andeha hianatra izahaaaay!!!