Rehefa misy bandy mikôty an'i maman'i Lita iny 😃🇲🇬
Gag · 8 Aog 2026, 11:00
Inona re zao no ao an-tsain'i Lita kely amin'izao mijery ilay bandy mitady hiditra ho dadany eh? 🤣 Valio kely ao amin'ny kaomantera ao hoe.🤭
Mahareta kely