Mila finday vaovaoπ
Be dongy indray i Fara nefa samy fetsy π
Be dongy indray i Fara nefa samy fetsy π
Datoa tsy manary anao zany satria mbola ilainy ny taksi'anyππ
Hiran'i Datoa vaovao ity ah!! ππ
Ny Rabe anaty taksibe ππ Mandreraka be mihitsy rehefa misy andihan'olona maro mifankahalala ao anaty taksibe ππ
Dia anjaran'i zoky amin'izay no misafidy izany koa!! ππ
Angaha ry Datoa dia hipetrahana daholo izay azo hipetrahana rehetra izao ah!! ππ
Miaaaou!! Miaaaou!!! π Any aminareo koa ve misy mimi malaza tonga dia ilay danzΓ© be ireny? π Mampalahelo mihitsy i Datoa ato hanaovan'zalahy azy!!! π
Ravarava mihitsy ny bandin'ny tanΓ na voa mandalo Tsiky ππ Io zandry kely tsy ahazaka io aloha tonga dia RIP π€
Iza aminareo indray no mitondra ambin-tsakafo mody rehefa avy mamonjy mariazy? π Na dia izany aza dia tsara ihany ny miala amin'io fomba io, sa comment? π
Indry koa ve tsy manaiky mihitsy raha tsy mahazo fripy bobaka be vao afa-po? π Tandremo nefa fa mampiteraka olana be tampoka kay io fifidianana fripy bobaka be io io anh! π
Misy tamboho kaoka be sy rava mihitsy amin'ny fihinanan'ireny bevohoka ireny biriky!! π Ny anareo koa ve biriky ihany sa mba asiana vato malao kely indraindray dia jus fasika?? π
Sery vitan'ny anamalaho ve dia amonoana vatotr'akoho π€π
Ireo razana mahita ilay blague: "Tsisy hidiranay ny amin'izany fa tsy nanao anzany izahay" ππ
Matetika dia izy foana no tratran'ny vary misy vato ao an-tokantrano π€π
Ianareo koa ve be konetaka kely taloha rehefa maratra? π Araho ato indray ary ny fikan'i Datoa manoloana an'izany eh! π
Rehefa manao zavatra dia aza mihaino vavan'olona fa ataovy izay hitiavanao azy π«‘π
Moramora ihany leretsy rehefa mandeha satria lahatokana ny aina πβΊοΈ
Aty aminay misy ilay olona tsy mahavelona afo iny mihitsyπ Nefa ny sasany ray segondra dia vonona π
Fa rehefa nandinika izaho dia marina ilay izy π
Aza mba tratrany ihany zareo ah π ZΓ©zΓ© ary omby nefa mahatsapa marary ππ
Fomba fitadiavan-javatra tsy azo adinona ity ah π Ninoninona tediavina dia hita foana πβΊοΈ
Any aminareo koa ve misy ilay olona efa amin'ny ora fisakafoanana iny mihitsy vao mody mandondonaππ Mba blague ity fa ny antsika valala iray aza hifanampahana β₯οΈ
Mpangarom-paosy ππ Mila mailo foana naizanaiza aleha π Nareo koa ve mino an'ilay fombafomba gasy hiarovana amin'ny Mpangarom-paosy reny? ππ
Ianareo ko ve sahirana mitady cadeau ho an'ny zanakareo π Tadidio fa tiany daholo izay omenareo eo π Arahabaina daholo izay afaka π₯° Mahereza daholo ianareo izay tsy afakaπβ₯οΈ