Ny Rabe

Fara

Balina be ety an-tan脿na馃槀

Ianao efa reraka be avy niasa ka mieritreritra ny hatory be, tampoka teo maheno tsinjaka d么mb么l么馃槀馃槀

Balina be ety an-tan脿na馃槀

I Fara io 馃槀

Vady malalan'i Datoa 馃槀馃槀

I Fara io 馃槀

Latsaka sotro dia veloma ah!!馃槀

Tsy sangisangy izy ity fa tena mitombona fa mitandrema ianareo!! Ny ntaolo tsy miteniteny foana izany馃槀

Latsaka sotro dia veloma ah!!馃槀

Ny alina mitondra fisainana 馃槀

Lasalasa saina indray Fara kely eto dia tsy mahita tory馃槀 Nefa Datoa eo ankaikiny izao efa any amin'ny lanitra fahafito

Ny alina mitondra fisainana 馃槀

Fomban-drazana 馃槀

Ny tena mahasimba vetivety an'io dia ilay hikopahana afo fa tsy ilay andraofana fako馃槀Izay tadidio!

Fomban-drazana 馃槀

Bandy b么g么sy 馃槀

Datoa anie bandy b么g么sy be fa saingy nisy namosavy fotsiny eh馃槀

Bandy b么g么sy 馃槀

Korotana anaty Taxibe

Ny Rabe anaty taksibe 馃檮馃槀 Mandreraka be mihitsy rehefa misy andihan'olona maro mifankahalala ao anaty taksibe 馃槀馃槀

Korotana anaty Taxibe

Ry mimi isany!!! 馃槄

Miaaaou!! Miaaaou!!! 馃槄 Any aminareo koa ve misy mimi malaza tonga dia ilay danz茅 be ireny? 馃槄 Mampalahelo mihitsy i Datoa ato hanaovan'zalahy azy!!! 馃槄

Ry mimi isany!!! 馃槄

Rehefa mandeha mariazy 馃槄

Iza aminareo indray no mitondra ambin-tsakafo mody rehefa avy mamonjy mariazy? 馃槄 Na dia izany aza dia tsara ihany ny miala amin'io fomba io, sa comment? 馃槄

Rehefa mandeha mariazy 馃槄

Fripy amin'ny taonina 馃槄

Indry koa ve tsy manaiky mihitsy raha tsy mahazo fripy bobaka be vao afa-po? 馃槂 Tandremo nefa fa mampiteraka olana be tampoka kay io fifidianana fripy bobaka be io io anh! 馃槄

Fripy amin'ny taonina 馃槄

Fomban-drazana 馃き馃槀

Ireo razana mahita ilay blague: "Tsisy hidiranay ny amin'izany fa tsy nanao anzany izahay" 馃槀馃槀

Fomban-drazana 馃き馃槀

Vary misy vato 馃槀

Matetika dia izy foana no tratran'ny vary misy vato ao an-tokantrano 馃き馃槀

Vary misy vato 馃槀

Nangidy iny 馃槀馃槀

Rehefa manao zavatra dia aza mihaino vavan'olona fa ataovy izay hitiavanao azy 馃馃槀

Nangidy iny 馃槀馃槀

Areheto fa maika eeh馃槀馃槀

Aty aminay misy ilay olona tsy mahavelona afo iny mihitsy馃槀 Nefa ny sasany ray segondra dia vonona 馃槀

Areheto fa maika eeh馃槀馃槀

Sarotra an-kanina 馃き馃槀

Any aminareo koa ve misy ilay olona efa amin'ny ora fisakafoanana iny mihitsy vao mody mandondona馃槀馃槀 Mba blague ity fa ny antsika valala iray aza hifanampahana 鈾ワ笍

Sarotra an-kanina 馃き馃槀

Ny Rabe be takosona 馃槉馃槀

Ny Rabe be takosona 馃槉馃槀 Tsy voatery hoe milamina be foana izay vao mety fa jereo anie ity sary ity eh 馃槉 Sary nataon'i Lita馃槀 Imprimable izy ity 馃槉

Ny Rabe be takosona 馃槉馃槀

Bacc en poche 馃槀馃槀

Ianareo ko ve sahirana mitady cadeau ho an'ny zanakareo 馃槉 Tadidio fa tiany daholo izay omenareo eo 馃槉 Arahabaina daholo izay afaka 馃グ Mahereza daholo ianareo izay tsy afaka馃檹鈾ワ笍

Bacc en poche 馃槀馃槀

Ilay mpanjifa saro-kenatra 馃ぃ

Ianareo ve saro-kenatra rehefa manjifa azy itony sa toy ny mividy saribao 500ar ampiana 200ar ihany? 馃ぃ馃ぃ Araho kely indray ary ity zava-nitranga tao an-tsenan'i Fara ity eh! 馃榾

Ilay mpanjifa saro-kenatra 馃ぃ

Lasopy legioma 馃馃崊

Nareo koa nga mahay mamboly lasopy legioma? 馃槄 Raha azo atao 'pack lasopy' indray mandeha ny fambolena nahoana no mbola handany andro eo? 馃ぃ

Lasopy legioma 馃馃崊

Manaraka