Ny Rabe

Fara

Intelizansa Artifisialy πŸ˜‚πŸ‡²πŸ‡¬

Tsaky indray ra-poulet androany πŸ˜†πŸ“ tsy hay hoe nataon'leiry io inona indray ny poneataksia an'i Datoa. πŸ˜‚ Asa mety ho firy ny porsantazy mety hampety an'io intelizansa artifisialy nataon'i Njaka io. πŸ˜€

Intelizansa Artifisialy πŸ˜‚πŸ‡²πŸ‡¬

Lasopy legioma πŸ₯’πŸ…

Nareo koa nga mahay mamboly lasopy legioma? πŸ˜… Raha azo atao 'pack lasopy' indray mandeha ny fambolena nahoana no mbola handany andro eo? 🀣

Lasopy legioma πŸ₯’πŸ…

Neny milay β™₯️

Miaraka amin'i Neny Fara indray ary isika androany β™₯️ Seria keliny Datoa io ah, tandremo adalain'ialahy isany πŸ‘β˜ΊοΈ

Neny milay β™₯️

Izahay dimy mianaka 😊

Izany indray ary ny fond d'Γ©cran ry akama isany ah!! πŸ˜ŠπŸ˜ƒ Tonga dia andramo aloha ahitΓ na ny hatsarany πŸ€­πŸ˜‚πŸ˜‚

Izahay dimy mianaka 😊

Kibatabata party 😁😁

Izany indray i Datoa rehefa love-love 😁 Adino indray aloha ny mibata taksi eto fa i rafotsy indray no batain'i Datoa 😁

Kibatabata party 😁😁

Fanapahana an'ilay fika πŸ†πŸ€£

Iza aminareo ato no mbola tsy vita didim-poitra? πŸ˜‚πŸ€£ Efa fotoanan'ny fanapahana izao sao taraiky eo! πŸ˜‚πŸ˜‚ Araho ato indray ary ny didim-poitran' i Lita zanak'i Tsiky manja kely.

Fanapahana an'ilay fika πŸ†πŸ€£

Ny paikady alohan'ny vaovao ratsy! πŸ˜‚

Inona koa ny fikafikanareo rehefa matahotra ho bedy iny? πŸ˜‚ Mahay manambitamby ny vehivavy ry zalahy rehefa diso ah. Raha ialahy izao no nanimba teo dia efa voaroaka hatramin'ny entana. 🀣

Ny paikady alohan'ny vaovao ratsy! πŸ˜‚

Mitady ny very πŸ˜ƒ

Rehefa i mamanareo lany adiny roa nitady ilay peninaπŸ€¦β€β™€οΈIlay penina anefa... (teo amin'ny sofiny teo)🀣

Mitady ny very πŸ˜ƒ

Olana ara-tsofina πŸ˜ƒπŸ‡²πŸ‡¬

Nareo koa ve manana mpiray vodirindrana mandefa tΓ©lΓ© mafy be iny? 🀣 Tsy misy mba hiainanao trankilina mihintsy fa ny azy no heno. πŸ˜ƒπŸ‡²πŸ‡¬

Olana ara-tsofina πŸ˜ƒπŸ‡²πŸ‡¬

Tsy manaiky diso πŸ˜‚πŸ‡²πŸ‡¬

Ny Dadanareo koa ve manao an'izao? πŸ˜† Tia manandrakandrana na dia hita fa tsy mety ary nefa avy eo izy ihany no tezitra. πŸ˜… Datoa ah fa raha mba calme aloha πŸ˜…

Tsy manaiky diso πŸ˜‚πŸ‡²πŸ‡¬

Bex gilaseh 🀣🍻

Tsy mba romantika koa ry Datoa izany. πŸ˜ƒ Mba mila safosafo madama fa tsy hoe izany.🀣

Bex gilaseh 🀣🍻

Fianakaviana maika lava πŸ˜ƒπŸ‡²πŸ‡¬

Ndao hiaraka aminay raha maika 😊 Aty aminay tsy misy tara izany, mahay mi-eskiva emboutaka, afaka mandeha ambony rano. πŸ˜‚ Alefaso fa maika ehhhhh. πŸ˜…

Fianakaviana maika lava πŸ˜ƒπŸ‡²πŸ‡¬

Lasa mpanan-karena πŸ’°πŸ˜ƒ

Faly be i Tata Malala rehefa naharay SMS nilaza fa nahazo vola be izy. Noho ny hafaliany dia nozarainy tamin’ny olona daholo ny entana tao an-trano. πŸ˜ƒ Fantatra anefa fa soloky ilay SMS. Dia raikitra indray ny fihazakazahana sy fakΓ na indray ireo entana efa lasan’ny mpiray vodirindrina. 🀣

Lasa mpanan-karena πŸ’°πŸ˜ƒ

Kadô tsy nampoizina : Ranomanitra 🀣🎁

Jean Michel nividy ranomanitra teny Anosy mba homena cadeau an'i Tsiky... πŸ˜… Kinanjo vao notsifirina tonga dia K.O ny iray trano 🀣 πŸ˜‚ Efa sendra nividy zavatra tsy araka ny nampoizina ve ianao? Zarao aminay ao anaty commentaire!

Kadô tsy nampoizina : Ranomanitra 🀣🎁

Ny Rabe mianakavy eny Anosy

Mitohy hatrany ny aventure milay miaraka amin'ny fianakaviana Ny Rabe. Izany ary aloha ny fond d'Γ©cran eh. πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬

Ny Rabe mianakavy eny Anosy

Vokatra ny sosety πŸ₯’πŸ‡²πŸ‡¬

Sosety maraina, atoandro, hariva πŸ˜‚ Laoka mampisitaka vady fa tandremo eh πŸ˜† TaguΓ©-o anaty commentaire ao ilay namanareo tia sosety be iny. 🀣 Aza adino manao partage ny vidΓ©o antsika mba ho fanohanana ny ekipa. πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ˜Š

Vokatra ny sosety πŸ₯’πŸ‡²πŸ‡¬

Fianakaviana Ny Rabe

Avia raha te ho tapatsinay isanandro miaraka amin'ny fianakavianay πŸ˜…πŸ‡²πŸ‡¬

Fianakaviana Ny Rabe

Mpivarotra fanafody πŸ‡²πŸ‡¬πŸ’Š

Ao daholo ve nareo avy eny Ambohipo? Asio prΓ©sence kely πŸ˜‚ Mpilalao : Datoa sy Fara Aza adino manao partage ny vidΓ©o antsika πŸ˜†

Mpivarotra fanafody πŸ‡²πŸ‡¬πŸ’Š

Alefa Barea πŸ‡²πŸ‡¬βš½

Tsikitsiky miaraka amin'i Tatamalala sy ny fianakaviana Ny Rabe πŸ˜…πŸ˜… Aza adino mi-partage πŸ˜…

Alefa Barea πŸ‡²πŸ‡¬βš½

Leo embouteillage πŸš– andiany II πŸ‡²πŸ‡¬

Rehefa ilay Γ©quipe-nao no manao match androany.⚽ Ahoana ny fihetseham-po nareo raha teo amin'ny toeran'i Datoa. πŸ˜‚πŸ˜‚ Partageo hatrany mba ho hitany akama rehetra πŸ‡²πŸ‡¬

Leo embouteillage πŸš– andiany II πŸ‡²πŸ‡¬

Manaraka