Ny Rabe

R-Biz

Kamera efikasy๐Ÿ˜‚

Ety aminay misy ilay kamera efikasy be eny ambaravarankely๐Ÿ˜‚ Tsisy zavatra tsy hitanio izany

Kamera efikasy๐Ÿ˜‚

Fond d'ecran Mamy kely :)

Zareo mianakavy ireto, mafatifaty ireo rehefa maka sary ๐Ÿ˜‚

Fond d'ecran Mamy kely :)

Rehefa mandeha mariazy ๐Ÿ˜…

Iza aminareo indray no mitondra ambin-tsakafo mody rehefa avy mamonjy mariazy? ๐Ÿ˜… Na dia izany aza dia tsara ihany ny miala amin'io fomba io, sa comment? ๐Ÿ˜…

Rehefa mandeha mariazy ๐Ÿ˜…

Vary misy vato ๐Ÿ˜‚

Matetika dia izy foana no tratran'ny vary misy vato ao an-tokantrano ๐Ÿคญ๐Ÿ˜‚

Vary misy vato ๐Ÿ˜‚

Bandy mpi-bizina ๐Ÿ˜…

Misy ketrika milay be aty fa raha mba asiana fiaraha-miasa sa ahoana hoy ianao? Ity ny version HD fond transparent raha mila nareo akama ๐Ÿ˜…

Bandy mpi-bizina ๐Ÿ˜…

Alefaso fa maika eeeh!!!! ๐Ÿ˜…

Iza amintsika ato indray no champion du monde amin'ny fisisihana taxi-be? ๐Ÿ˜… Efa maika lava daholo moa ka tsy maintsy mifampisisisika ao!!! ๐Ÿ˜… Na izany aza, aza adino ny manome toerana ireo zokiolona, ny bevohoka, ny mitaiza kely ary ireo manana kilema rehefa hiditra bus na rehefa ao anatiny. ๐Ÿ‘

Alefaso fa maika eeeh!!!! ๐Ÿ˜…

Ny Taxi Moto eto amin'ny tanร na ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ˜ƒ

Ankoatran'ny mitondra sipa gratuit amin'ny moto dia inona koa ny fialam-bolin'ireo mpitondra taxi eto amin'ny tanร na. ๐Ÿคฃ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Hitanareo ato amin'ity vidรฉo manaraka ity ary ny zavatra tena tiandry lerony. ๐Ÿ˜…๐Ÿ›ต Ankafizo dia zarao amin'ny namana rehetra izay tia mivanitika lalandava. ๐Ÿ˜ƒ

Ny Taxi Moto eto amin'ny tanร na ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ˜ƒ

Ny ekipa ao ambadiky Ny Rabe ๐Ÿ˜Š

Araka ny nangatahanareo dia ireto ary ireo ekipa ao ambadikan'Ny Rabe. ๐Ÿ˜Š Mankasitraka an'i Jean Michel naka ny vidรฉo. ๐ŸŽฌ

Ny ekipa ao ambadiky Ny Rabe ๐Ÿ˜Š

Ndao Hiaraka Hiketrika!

Dia ahoana? Inona ny sera zalahy ah ๐Ÿ˜… misy ketrika milay be aty ho anareo izy te hi-collab eh ๐Ÿ˜Š

Ndao Hiaraka Hiketrika!

Fianakaviana Ny Rabe

Avia raha te ho tapatsinay isanandro miaraka amin'ny fianakavianay ๐Ÿ˜…๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Fianakaviana Ny Rabe

Tsy misy vaovao intsony