Ny Rabe

Tata Malala

Balina be ety an-tanร na๐Ÿ˜‚

Ianao efa reraka be avy niasa ka mieritreritra ny hatory be, tampoka teo maheno tsinjaka dรดmbรดlรด๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚

Balina be ety an-tanร na๐Ÿ˜‚

Mini-jeu voalohany Ny Rabe๐Ÿ˜‚

Toy izao ny backstage tamin'ilay Mini-jeu ah ๐Ÿ˜‚ Somary sahirana ihany Datoa amin'ny fanomezana fahafahampo ho antsika.

Mini-jeu voalohany Ny Rabe๐Ÿ˜‚

Kamera efikasy๐Ÿ˜‚

Ety aminay misy ilay kamera efikasy be eny ambaravarankely๐Ÿ˜‚ Tsisy zavatra tsy hitanio izany

Kamera efikasy๐Ÿ˜‚

I Tsiky mitady asa โ˜บ๏ธ

Mitsapa vintana mitady asa any amin'ny Orange indray i Tsiky ka asa hoe hanao ahoana fa arahao indray ary ny tantara eh!!! โ˜บ๏ธโ˜บ๏ธโ˜บ๏ธ

I Tsiky mitady asa โ˜บ๏ธ

Ody may๐Ÿ˜‚

Mandaitra sy mahomby ny fomba Malagasy amin'ny fitsaboana may๐Ÿ˜‚ Fa ity indray mitoraka ity dia hafa mihitsy๐Ÿ˜‚

Ody may๐Ÿ˜‚

Fond d'ecran Mamy kely :)

Zareo mianakavy ireto, mafatifaty ireo rehefa maka sary ๐Ÿ˜‚

Fond d'ecran Mamy kely :)

Korotana anaty Taxibe

Ny Rabe anaty taksibe ๐Ÿ™„๐Ÿ˜‚ Mandreraka be mihitsy rehefa misy andihan'olona maro mifankahalala ao anaty taksibe ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚

Korotana anaty Taxibe

Rehefa mandeha mariazy ๐Ÿ˜…

Iza aminareo indray no mitondra ambin-tsakafo mody rehefa avy mamonjy mariazy? ๐Ÿ˜… Na dia izany aza dia tsara ihany ny miala amin'io fomba io, sa comment? ๐Ÿ˜…

Rehefa mandeha mariazy ๐Ÿ˜…

Ron'akoho๐Ÿคญ

Sery vitan'ny anamalaho ve dia amonoana vatotr'akoho ๐Ÿคญ๐Ÿ˜‚

Ron'akoho๐Ÿคญ

Vary misy vato ๐Ÿ˜‚

Matetika dia izy foana no tratran'ny vary misy vato ao an-tokantrano ๐Ÿคญ๐Ÿ˜‚

Vary misy vato ๐Ÿ˜‚

Mitsako tsinjaory ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚

Ianareo koa ve be konetaka kely taloha rehefa maratra? ๐Ÿ˜‚ Araho ato indray ary ny fikan'i Datoa manoloana an'izany eh! ๐Ÿ˜‚

Mitsako tsinjaory ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚

Pitidrora mazika ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜‚

Fomba fitadiavan-javatra tsy azo adinona ity ah ๐Ÿ˜‚ Ninoninona tediavina dia hita foana ๐Ÿ‘โ˜บ๏ธ

Pitidrora mazika ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜‚

Sarotra an-kanina ๐Ÿคญ๐Ÿ˜‚

Any aminareo koa ve misy ilay olona efa amin'ny ora fisakafoanana iny mihitsy vao mody mandondona๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚ Mba blague ity fa ny antsika valala iray aza hifanampahana โ™ฅ๏ธ

Sarotra an-kanina ๐Ÿคญ๐Ÿ˜‚

Ny Rabe be takosona ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜‚

Ny Rabe be takosona ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜‚ Tsy voatery hoe milamina be foana izay vao mety fa jereo anie ity sary ity eh ๐Ÿ˜Š Sary nataon'i Lita๐Ÿ˜‚ Imprimable izy ity ๐Ÿ˜Š

Ny Rabe be takosona ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜‚

Mpangarom-paosy

Mpangarom-paosy ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜‚ Mila mailo foana naizanaiza aleha ๐Ÿ˜ž Nareo koa ve mino an'ilay fombafomba gasy hiarovana amin'ny Mpangarom-paosy reny? ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚

Mpangarom-paosy

Manaraka