Ny Rabe

Tata Malala

Mpangarom-paosy

Mpangarom-paosy 😭😂 Mila mailo foana naizanaiza aleha 😞 Nareo koa ve mino an'ilay fombafomba gasy hiarovana amin'ny Mpangarom-paosy reny? 😂😂

Mpangarom-paosy

Zava-boahary tsy mitovy 😂

Dia samy mahazo ny anjarany tokoa moa!! 😂 Asa raha mba mpankafy pizza saosety koa i Tata Malala! 😂😂😂

Zava-boahary tsy mitovy 😂

Tsy mitovy ny rano nandroana 😃

Eo ary mba mi-paozy kely miaraka amin'i Tata Malala indray 😃 Maro be ianareo mpankafy nangataka ity sary afaka impriména ity. 😃

Tsy mitovy ny rano nandroana 😃

Ilay tambavy manangeza... 🤣

Ialahy isany koa ve efa nisy nanery nisotro an'ireny tambavy misy "potion magique" ireny? 🤣 Araho indray ary ny fikan'i Datoa manoloana an'ireny eh! 🤣

Ilay tambavy manangeza... 🤣

Fitaovana mahery vaika 🤣

Izany indray ary ny memes an'i Tata Malala eh 🤣🇲🇬 Izao ve ilay hoe atody miady amam-bato 🤭 Eto amin'Ny Rabe ihany no misy an'izao 😃

Fitaovana mahery vaika 🤣

Rehefa mandeha mibôsy taloha 😅

Ianareo koa efa tratrin'ilay handeha hibôsy nefa tsy te hiala ambony fandriana mihitsy? 😅 Na izany aza mila mazoto foana isika fa araho ny tantaran'i Tata Malala fa kômbà be ny mandeha mibôsy tamin'ny fahatanorany 😅 ô i ôôô andeha hianatra izahaaaay!!!

Rehefa mandeha mibôsy taloha 😅

Vakansa Ny Rabe

Izany indray ary ny fond d'écran ry akama isany ah! Mirary vakansa milay ho antsika ny fianakaviana Ny Rabe indrindra fa i Tsiky 😉

Vakansa Ny Rabe

Film Horera tany an-tsena 🤣🇲🇬

Fiantsenana tsotra ihany no nokasain’i Tata Malala 😂 saingy nivadika ho korontana be rehefa teo amin'ny mpivaro-kena.🤣

Film Horera tany an-tsena 🤣🇲🇬

Fianakaviana maika lava 😃🇲🇬

Ndao hiaraka aminay raha maika 😊 Aty aminay tsy misy tara izany, mahay mi-eskiva emboutaka, afaka mandeha ambony rano. 😂 Alefaso fa maika ehhhhh. 😅

Fianakaviana maika lava 😃🇲🇬

Lasa mpanan-karena 💰😃

Faly be i Tata Malala rehefa naharay SMS nilaza fa nahazo vola be izy. Noho ny hafaliany dia nozarainy tamin’ny olona daholo ny entana tao an-trano. 😃 Fantatra anefa fa soloky ilay SMS. Dia raikitra indray ny fihazakazahana sy fakàna indray ireo entana efa lasan’ny mpiray vodirindrina. 🤣

Lasa mpanan-karena 💰😃

Kadô tsy nampoizina : Ranomanitra 🤣🎁

Jean Michel nividy ranomanitra teny Anosy mba homena cadeau an'i Tsiky... 😅 Kinanjo vao notsifirina tonga dia K.O ny iray trano 🤣 😂 Efa sendra nividy zavatra tsy araka ny nampoizina ve ianao? Zarao aminay ao anaty commentaire!

Kadô tsy nampoizina : Ranomanitra 🤣🎁

Tsiky mère célibataire 🇲🇬

Rehefa ndry ilay mba miomana handeha hivoaka iny. 🇲🇬😂 Nareo koa ve efa tratran'izao ? 😂 Aza adino mizara amin'ny namana rehetra 👊😊

Tsiky mère célibataire  🇲🇬

Vokatra ny sosety 🥒🇲🇬

Sosety maraina, atoandro, hariva 😂 Laoka mampisitaka vady fa tandremo eh 😆 Tagué-o anaty commentaire ao ilay namanareo tia sosety be iny. 🤣 Aza adino manao partage ny vidéo antsika mba ho fanohanana ny ekipa. 🇲🇬🇲🇬😊

Vokatra ny sosety 🥒🇲🇬

Rafozan-tsarotiny 😂🇲🇬

Tatamalala koa izany dia masiaka erÿ 😆 Mpilalao : Datoa, Tatamalala, Jean Michel (vazaha) Aza adino hatrany mizara ny vidéo antsika.

Rafozan-tsarotiny 😂🇲🇬

Bebe cool sy milay 😅

Masiaka be ronono 🇲🇬 Ho feno fihomehezana ny tontolo andronao miaraka amin'i Tatamalala. 😇❤️

Bebe cool sy milay 😅

Manendy trondro 😊🐟 #nyrabe

Ny bebe anareo koa ve mahay fahagagana ohatran'izao ? 😂 Aza adino mizara amin'ny namana 🇲🇬🇲🇬

Manendy trondro 😊🐟 #nyrabe

Fianakaviana Ny Rabe

Avia raha te ho tapatsinay isanandro miaraka amin'ny fianakavianay 😅🇲🇬

Fianakaviana Ny Rabe

Alefa Barea 🇲🇬⚽

Tsikitsiky miaraka amin'i Tatamalala sy ny fianakaviana Ny Rabe 😅😅 Aza adino mi-partage 😅

Alefa Barea 🇲🇬⚽

Leo embouteillage 🚖 andiany II 🇲🇬

Rehefa ilay équipe-nao no manao match androany.⚽ Ahoana ny fihetseham-po nareo raha teo amin'ny toeran'i Datoa. 😂😂 Partageo hatrany mba ho hitany akama rehetra 🇲🇬

Leo embouteillage 🚖 andiany II 🇲🇬

Manaraka