Ny Rabe

Tsiky

Balina be ety an-tanร na๐Ÿ˜‚

Ianao efa reraka be avy niasa ka mieritreritra ny hatory be, tampoka teo maheno tsinjaka dรดmbรดlรด๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚

Balina be ety an-tanร na๐Ÿ˜‚

I Tsiky mitady asa โ˜บ๏ธ

Mitsapa vintana mitady asa any amin'ny Orange indray i Tsiky ka asa hoe hanao ahoana fa arahao indray ary ny tantara eh!!! โ˜บ๏ธโ˜บ๏ธโ˜บ๏ธ

I Tsiky mitady asa โ˜บ๏ธ

Ody may๐Ÿ˜‚

Mandaitra sy mahomby ny fomba Malagasy amin'ny fitsaboana may๐Ÿ˜‚ Fa ity indray mitoraka ity dia hafa mihitsy๐Ÿ˜‚

Ody may๐Ÿ˜‚

Fond d'ecran Mamy kely :)

Zareo mianakavy ireto, mafatifaty ireo rehefa maka sary ๐Ÿ˜‚

Fond d'ecran Mamy kely :)

Korotana anaty Taxibe

Ny Rabe anaty taksibe ๐Ÿ™„๐Ÿ˜‚ Mandreraka be mihitsy rehefa misy andihan'olona maro mifankahalala ao anaty taksibe ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚

Korotana anaty Taxibe

Tsiky manja kely โ™ฅ๏ธ

Aiza daholo ny mpankafy an'i Tsiky, izy dia mรจre cรฉlibataire manja kely fa na dia izany ary Datoa masika be ah ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚

Tsiky manja kely โ™ฅ๏ธ

Tsiky manja kely โ™ฅ๏ธ

Ravarava mihitsy ny bandin'ny tanร na voa mandalo Tsiky ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚ Io zandry kely tsy ahazaka io aloha tonga dia RIP ๐Ÿคญ

Tsiky manja kely โ™ฅ๏ธ

Rehefa mandeha mariazy ๐Ÿ˜…

Iza aminareo indray no mitondra ambin-tsakafo mody rehefa avy mamonjy mariazy? ๐Ÿ˜… Na dia izany aza dia tsara ihany ny miala amin'io fomba io, sa comment? ๐Ÿ˜…

Rehefa mandeha mariazy ๐Ÿ˜…

Vary misy vato ๐Ÿ˜‚

Matetika dia izy foana no tratran'ny vary misy vato ao an-tokantrano ๐Ÿคญ๐Ÿ˜‚

Vary misy vato ๐Ÿ˜‚

Sarotra an-kanina ๐Ÿคญ๐Ÿ˜‚

Any aminareo koa ve misy ilay olona efa amin'ny ora fisakafoanana iny mihitsy vao mody mandondona๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚ Mba blague ity fa ny antsika valala iray aza hifanampahana โ™ฅ๏ธ

Sarotra an-kanina ๐Ÿคญ๐Ÿ˜‚

Ny Rabe be takosona ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜‚

Ny Rabe be takosona ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜‚ Tsy voatery hoe milamina be foana izay vao mety fa jereo anie ity sary ity eh ๐Ÿ˜Š Sary nataon'i Lita๐Ÿ˜‚ Imprimable izy ity ๐Ÿ˜Š

Ny Rabe be takosona ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜‚

Zava-boahary tsy mitovy ๐Ÿ˜‚

Dia samy mahazo ny anjarany tokoa moa!! ๐Ÿ˜‚ Asa raha mba mpankafy pizza saosety koa i Tata Malala! ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚

Zava-boahary tsy mitovy ๐Ÿ˜‚

Dรดdรด zaza ooooh!! ๐Ÿ˜ƒ

Izany indray ary ny memes an'i Tsiky manja kely eh! ๐Ÿ˜ƒ Efa betsaka amintsika kosa no efa tratra an'izao sa ahoana ry Maman isany? ๐Ÿ˜ƒ Courage daholo mitaiza fa adidy masina io ๐Ÿ˜Š

Dรดdรด zaza ooooh!! ๐Ÿ˜ƒ

Izahay dimy mianaka ๐Ÿ˜Š

Izany indray ary ny fond d'รฉcran ry akama isany ah!! ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜ƒ Tonga dia andramo aloha ahitร na ny hatsarany ๐Ÿคญ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚

Izahay dimy mianaka ๐Ÿ˜Š

Fanapahana an'ilay fika ๐Ÿ†๐Ÿคฃ

Iza aminareo ato no mbola tsy vita didim-poitra? ๐Ÿ˜‚๐Ÿคฃ Efa fotoanan'ny fanapahana izao sao taraiky eo! ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚ Araho ato indray ary ny didim-poitran' i Lita zanak'i Tsiky manja kely.

Fanapahana an'ilay fika ๐Ÿ†๐Ÿคฃ

Ilay tambavy manangeza... ๐Ÿคฃ

Ialahy isany koa ve efa nisy nanery nisotro an'ireny tambavy misy "potion magique" ireny? ๐Ÿคฃ Araho indray ary ny fikan'i Datoa manoloana an'ireny eh! ๐Ÿคฃ

Ilay tambavy manangeza... ๐Ÿคฃ

Manaraka