Ny Rabe

Tsiky

Ilay tambavy manangeza... 🤣

Ialahy isany koa ve efa nisy nanery nisotro an'ireny tambavy misy "potion magique" ireny? 🤣 Araho indray ary ny fikan'i Datoa manoloana an'ireny eh! 🤣

Ilay tambavy manangeza... 🤣

Vakansa Ny Rabe

Izany indray ary ny fond d'écran ry akama isany ah! Mirary vakansa milay ho antsika ny fianakaviana Ny Rabe indrindra fa i Tsiky 😉

Vakansa Ny Rabe

Fianakaviana maika lava 😃🇲🇬

Ndao hiaraka aminay raha maika 😊 Aty aminay tsy misy tara izany, mahay mi-eskiva emboutaka, afaka mandeha ambony rano. 😂 Alefaso fa maika ehhhhh. 😅

Fianakaviana maika lava 😃🇲🇬

Lasa mpanan-karena 💰😃

Faly be i Tata Malala rehefa naharay SMS nilaza fa nahazo vola be izy. Noho ny hafaliany dia nozarainy tamin’ny olona daholo ny entana tao an-trano. 😃 Fantatra anefa fa soloky ilay SMS. Dia raikitra indray ny fihazakazahana sy fakàna indray ireo entana efa lasan’ny mpiray vodirindrina. 🤣

Lasa mpanan-karena 💰😃

Kadô tsy nampoizina : Ranomanitra 🤣🎁

Jean Michel nividy ranomanitra teny Anosy mba homena cadeau an'i Tsiky... 😅 Kinanjo vao notsifirina tonga dia K.O ny iray trano 🤣 😂 Efa sendra nividy zavatra tsy araka ny nampoizina ve ianao? Zarao aminay ao anaty commentaire!

Kadô tsy nampoizina : Ranomanitra 🤣🎁

Tsiky mère célibataire 🇲🇬

Rehefa ndry ilay mba miomana handeha hivoaka iny. 🇲🇬😂 Nareo koa ve efa tratran'izao ? 😂 Aza adino mizara amin'ny namana rehetra 👊😊

Tsiky mère célibataire  🇲🇬

Ny Rabe mianakavy eny Anosy

Mitohy hatrany ny aventure milay miaraka amin'ny fianakaviana Ny Rabe. Izany ary aloha ny fond d'écran eh. 🇲🇬🇲🇬

Ny Rabe mianakavy eny Anosy

Rafozan-tsarotiny 😂🇲🇬

Tatamalala koa izany dia masiaka erÿ 😆 Mpilalao : Datoa, Tatamalala, Jean Michel (vazaha) Aza adino hatrany mizara ny vidéo antsika.

Rafozan-tsarotiny 😂🇲🇬

Fianakaviana Ny Rabe

Avia raha te ho tapatsinay isanandro miaraka amin'ny fianakavianay 😅🇲🇬

Fianakaviana Ny Rabe

Alefa Barea 🇲🇬⚽

Tsikitsiky miaraka amin'i Tatamalala sy ny fianakaviana Ny Rabe 😅😅 Aza adino mi-partage 😅

Alefa Barea 🇲🇬⚽

Leo embouteillage 🚖 andiany II 🇲🇬

Rehefa ilay équipe-nao no manao match androany.⚽ Ahoana ny fihetseham-po nareo raha teo amin'ny toeran'i Datoa. 😂😂 Partageo hatrany mba ho hitany akama rehetra 🇲🇬

Leo embouteillage 🚖 andiany II 🇲🇬

Taxi be 🇲🇬🇲🇬 #nyrabe

Iza daholo ilay efa saika hanao an'izao 😂 Mpilalao : Tsiky sy ny fianakaviana Ny Rabe Aza adino mizara hatrany ❤️❤️

Taxi be  🇲🇬🇲🇬 #nyrabe

Tsy misy vaovao intsony