Boatindrakitra manavotra🤩😂
Aza misalasala mihitsy misikotra boatindrakira rehefa kinkina be ah!!😂
Aza misalasala mihitsy misikotra boatindrakira rehefa kinkina be ah!!😂
Toy izao ny backstage tamin'ilay Mini-jeu ah 😂 Somary sahirana ihany Datoa amin'ny fanomezana fahafahampo ho antsika.
Mbola tsy nisy nividy ireo mololo namidiny en direct efa ela iny ah 😂 Tsy nisy connecté ny omby hafa namany
Ianareo koa ve be konetaka kely taloha rehefa maratra? 😂 Araho ato indray ary ny fikan'i Datoa manoloana an'izany eh! 😂
Aza mba tratrany ihany zareo ah 😂 Zézé ary omby nefa mahatsapa marary 😭😂
Fomba fitadiavan-javatra tsy azo adinona ity ah 😂 Ninoninona tediavina dia hita foana 👍☺️
Fiantsenana tsotra ihany no nokasain’i Tata Malala 😂 saingy nivadika ho korontana be rehefa teo amin'ny mpivaro-kena.🤣
Ndao hiaraka aminay raha maika 😊 Aty aminay tsy misy tara izany, mahay mi-eskiva emboutaka, afaka mandeha ambony rano. 😂 Alefaso fa maika ehhhhh. 😅
Araka ny nangatahanareo dia ireto ary ireo ekipa ao ambadikan'Ny Rabe. 😊 Mankasitraka an'i Jean Michel naka ny vidéo. 🎬
Jean Michel nividy ranomanitra teny Anosy mba homena cadeau an'i Tsiky... 😅 Kinanjo vao notsifirina tonga dia K.O ny iray trano 🤣 😂 Efa sendra nividy zavatra tsy araka ny nampoizina ve ianao? Zarao aminay ao anaty commentaire!
Avia raha te ho tapatsinay isanandro miaraka amin'ny fianakavianay 😅🇲🇬
Pneu mi-esquive emboutaka, mandeha ambony rano 😂🚖 Aza adino mizara amin'ny namana 😆
Rehefa ilay équipe-nao no manao match androany.⚽ Ahoana ny fihetseham-po nareo raha teo amin'ny toeran'i Datoa. 😂😂 Partageo hatrany mba ho hitany akama rehetra 🇲🇬
Efa miteny Datoa hoe "calme" fa inona ary ity. 😆 Aza adino mizara 🇲🇬🇲🇬
Tsy misy vaovao intsony