Ny Rabe

Datoa

Mini-jeu voalohany Ny Rabe馃槀

Toy izao ny backstage tamin'ilay Mini-jeu ah 馃槀 Somary sahirana ihany Datoa amin'ny fanomezana fahafahampo ho antsika.

Mini-jeu voalohany Ny Rabe馃槀

Kamera efikasy馃槀

Ety aminay misy ilay kamera efikasy be eny ambaravarankely馃槀 Tsisy zavatra tsy hitanio izany

Kamera efikasy馃槀

Mampiady akoho馃槀

Vola be tokoa moa no miditra amin'ireny fampiadiana akoho ireny馃槀

Mampiady akoho馃槀

I Tsiky mitady asa 鈽猴笍

Mitsapa vintana mitady asa any amin'ny Orange indray i Tsiky ka asa hoe hanao ahoana fa arahao indray ary ny tantara eh!!! 鈽猴笍鈽猴笍鈽猴笍

I Tsiky mitady asa 鈽猴笍

Latsaka sotro dia veloma ah!!馃槀

Tsy sangisangy izy ity fa tena mitombona fa mitandrema ianareo!! Ny ntaolo tsy miteniteny foana izany馃槀

Latsaka sotro dia veloma ah!!馃槀

Ra'Poulet en mode attaque 馃槀

Ka ny Poulet anay azo resahina sy azo personalisena amin'izay tianay anaovana azy 馃槀馃槀 fa tsy hohanina fotsiny馃槀

Ra'Poulet en mode attaque 馃槀

Bandy b么g么sy 馃槀

Datoa anie bandy b么g么sy be fa saingy nisy namosavy fotsiny eh馃槀

Bandy b么g么sy 馃槀

Ody may馃槀

Mandaitra sy mahomby ny fomba Malagasy amin'ny fitsaboana may馃槀 Fa ity indray mitoraka ity dia hafa mihitsy馃槀

Ody may馃槀

Lasopy comando馃槀

Kitifitifitra be vao lany io ah!! 馃槀Tsisy minana miadana izany eo!! 馃槀

Lasopy comando馃槀

Lesona 03: Fandokoana ny sary amin鈥檔y Krita

Indro indray ary ny fampianarana mandoko sy manisy aloka amin'ny fanaovana animation. Aza adino fa efa misy ny fampianarana anankiroa teo aloha ka tsara kokoa ny mijery ny fampianarana teo aloha foana ihany. Araho ato amin鈥檌ty tutoriel ity ny dingana rehetra amin鈥檔y fandokoana ny sary sy ny fametrahana aloka amin鈥檔y Krita.

Lesona 03: Fandokoana ny sary amin鈥檔y Krita

Korotana anaty Taxibe

Ny Rabe anaty taksibe 馃檮馃槀 Mandreraka be mihitsy rehefa misy andihan'olona maro mifankahalala ao anaty taksibe 馃槀馃槀

Korotana anaty Taxibe

Diso toerana 馃槀馃槀

Angaha ry Datoa dia hipetrahana daholo izay azo hipetrahana rehetra izao ah!! 馃槀馃槀

Diso toerana 馃槀馃槀

Ry mimi isany!!! 馃槄

Miaaaou!! Miaaaou!!! 馃槄 Any aminareo koa ve misy mimi malaza tonga dia ilay danz茅 be ireny? 馃槄 Mampalahelo mihitsy i Datoa ato hanaovan'zalahy azy!!! 馃槄

Ry mimi isany!!! 馃槄

Rehefa mandeha mariazy 馃槄

Iza aminareo indray no mitondra ambin-tsakafo mody rehefa avy mamonjy mariazy? 馃槄 Na dia izany aza dia tsara ihany ny miala amin'io fomba io, sa comment? 馃槄

Rehefa mandeha mariazy 馃槄

Manaraka