Ny Rabe

Datoa

Rehefa mandeha mariazy πŸ˜…

Iza aminareo indray no mitondra ambin-tsakafo mody rehefa avy mamonjy mariazy? πŸ˜… Na dia izany aza dia tsara ihany ny miala amin'io fomba io, sa comment? πŸ˜…

Rehefa mandeha mariazy πŸ˜…

Ry bevohoka isany πŸ˜‚πŸ˜‚

Misy tamboho kaoka be sy rava mihitsy amin'ny fihinanan'ireny bevohoka ireny biriky!! πŸ˜‚ Ny anareo koa ve biriky ihany sa mba asiana vato malao kely indraindray dia jus fasika?? πŸ˜‚

Ry bevohoka isany πŸ˜‚πŸ˜‚

Ron'akoho🀭

Sery vitan'ny anamalaho ve dia amonoana vatotr'akoho πŸ€­πŸ˜‚

Ron'akoho🀭

Fomban-drazana πŸ€­πŸ˜‚

Ireo razana mahita ilay blague: "Tsisy hidiranay ny amin'izany fa tsy nanao anzany izahay" πŸ˜‚πŸ˜‚

Fomban-drazana πŸ€­πŸ˜‚

Vary misy vato πŸ˜‚

Matetika dia izy foana no tratran'ny vary misy vato ao an-tokantrano πŸ€­πŸ˜‚

Vary misy vato πŸ˜‚

Datoa be style πŸ˜‚πŸ˜‚

Inona no ataonareo raha mifoha maraina ianareo dia efa ry Datoa mianakavy no mpiray vodirindrina aminareoπŸ˜‚πŸ˜‚

Datoa be style πŸ˜‚πŸ˜‚

Mitsako tsinjaory πŸ˜‚πŸ˜‚

Ianareo koa ve be konetaka kely taloha rehefa maratra? πŸ˜‚ Araho ato indray ary ny fikan'i Datoa manoloana an'izany eh! πŸ˜‚

Mitsako tsinjaory πŸ˜‚πŸ˜‚

Nangidy iny πŸ˜‚πŸ˜‚

Rehefa manao zavatra dia aza mihaino vavan'olona fa ataovy izay hitiavanao azy πŸ«‘πŸ˜‚

Nangidy iny πŸ˜‚πŸ˜‚

Areheto fa maika eehπŸ˜‚πŸ˜‚

Aty aminay misy ilay olona tsy mahavelona afo iny mihitsyπŸ˜‚ Nefa ny sasany ray segondra dia vonona πŸ˜‚

Areheto fa maika eehπŸ˜‚πŸ˜‚

Pitidrora mazika πŸ˜ŠπŸ˜‚

Fomba fitadiavan-javatra tsy azo adinona ity ah πŸ˜‚ Ninoninona tediavina dia hita foana πŸ‘β˜ΊοΈ

Pitidrora mazika πŸ˜ŠπŸ˜‚

Sarotra an-kanina πŸ€­πŸ˜‚

Any aminareo koa ve misy ilay olona efa amin'ny ora fisakafoanana iny mihitsy vao mody mandondonaπŸ˜‚πŸ˜‚ Mba blague ity fa ny antsika valala iray aza hifanampahana β™₯️

Sarotra an-kanina πŸ€­πŸ˜‚

Ny Rabe be takosona πŸ˜ŠπŸ˜‚

Ny Rabe be takosona πŸ˜ŠπŸ˜‚ Tsy voatery hoe milamina be foana izay vao mety fa jereo anie ity sary ity eh 😊 Sary nataon'i LitaπŸ˜‚ Imprimable izy ity 😊

Ny Rabe be takosona πŸ˜ŠπŸ˜‚

Bacc en poche πŸ˜‚πŸ˜‚

Ianareo ko ve sahirana mitady cadeau ho an'ny zanakareo 😊 Tadidio fa tiany daholo izay omenareo eo 😊 Arahabaina daholo izay afaka πŸ₯° Mahereza daholo ianareo izay tsy afakaπŸ™β™₯️

Bacc en poche πŸ˜‚πŸ˜‚

Kotaba amin'ny alina 🀣

Maro isan-karazany mihitsy ny kotaba amin'ny alina tsy ahitan-tory fa kotaba hafa kely kosa ny an'i Datoa no henony 🀣 πŸ˜‚πŸ˜‚

Kotaba amin'ny alina 🀣

Mieskiva emboutaka πŸ˜‚

Ohatr'izao indray no fika an'i Datoa mieskiva emboutaka sady milalalala be: Alefaso fa maika eeeeeeeeeeeh!!!! πŸ˜‚ πŸ’₯

Mieskiva emboutaka πŸ˜‚

Ilay vôiazera 🀣

Ianareo koa ve mba efa tratran'izao rehefa ilay mandeha mi-vôiazy iny? 🀣 Araho indray ary ilay fikafikan'i Datoa eh 🀣

Ilay vôiazera 🀣

Intelizansa Artifisialy πŸ˜‚πŸ‡²πŸ‡¬

Tsaky indray ra-poulet androany πŸ˜†πŸ“ tsy hay hoe nataon'leiry io inona indray ny poneataksia an'i Datoa. πŸ˜‚ Asa mety ho firy ny porsantazy mety hampety an'io intelizansa artifisialy nataon'i Njaka io. πŸ˜€

Intelizansa Artifisialy πŸ˜‚πŸ‡²πŸ‡¬

Alefaso fa maika eeeh!!!! πŸ˜…

Iza amintsika ato indray no champion du monde amin'ny fisisihana taxi-be? πŸ˜… Efa maika lava daholo moa ka tsy maintsy mifampisisisika ao!!! πŸ˜… Na izany aza, aza adino ny manome toerana ireo zokiolona, ny bevohoka, ny mitaiza kely ary ireo manana kilema rehefa hiditra bus na rehefa ao anatiny. πŸ‘

Alefaso fa maika eeeh!!!! πŸ˜…

Izahay dimy mianaka 😊

Izany indray ary ny fond d'Γ©cran ry akama isany ah!! πŸ˜ŠπŸ˜ƒ Tonga dia andramo aloha ahitΓ na ny hatsarany πŸ€­πŸ˜‚πŸ˜‚

Izahay dimy mianaka 😊

Kibatabata party 😁😁

Izany indray i Datoa rehefa love-love 😁 Adino indray aloha ny mibata taksi eto fa i rafotsy indray no batain'i Datoa 😁

Kibatabata party 😁😁

Manaraka