Ny Rabe

Datoa

Fanapahana an'ilay fika πŸ†πŸ€£

Iza aminareo ato no mbola tsy vita didim-poitra? πŸ˜‚πŸ€£ Efa fotoanan'ny fanapahana izao sao taraiky eo! πŸ˜‚πŸ˜‚ Araho ato indray ary ny didim-poitran' i Lita zanak'i Tsiky manja kely.

Fanapahana an'ilay fika πŸ†πŸ€£

Ny paikady alohan'ny vaovao ratsy! πŸ˜‚

Inona koa ny fikafikanareo rehefa matahotra ho bedy iny? πŸ˜‚ Mahay manambitamby ny vehivavy ry zalahy rehefa diso ah. Raha ialahy izao no nanimba teo dia efa voaroaka hatramin'ny entana. 🀣

Ny paikady alohan'ny vaovao ratsy! πŸ˜‚

Ronono soja, rapida sy efikasy πŸ˜ƒ

Rehefa ilalahy ilay nidirany rivotra ka nanandrana ronono soja...πŸ˜·πŸ˜‚ Mba asio fahalalam-pomba ihany ry Datoa fa loza ity!! πŸ€¦β€β™‚οΈ

Ronono soja, rapida sy efikasy πŸ˜ƒ

Ilay tambavy manangeza... 🀣

Ialahy isany koa ve efa nisy nanery nisotro an'ireny tambavy misy "potion magique" ireny? 🀣 Araho indray ary ny fikan'i Datoa manoloana an'ireny eh! 🀣

Ilay tambavy manangeza... 🀣

Olana ara-tsofina πŸ˜ƒπŸ‡²πŸ‡¬

Nareo koa ve manana mpiray vodirindrana mandefa tΓ©lΓ© mafy be iny? 🀣 Tsy misy mba hiainanao trankilina mihintsy fa ny azy no heno. πŸ˜ƒπŸ‡²πŸ‡¬

Olana ara-tsofina πŸ˜ƒπŸ‡²πŸ‡¬

Rehefa mandeha mibΓ΄sy taloha πŸ˜…

Ianareo koa efa tratrin'ilay handeha hibΓ΄sy nefa tsy te hiala ambony fandriana mihitsy? πŸ˜… Na izany aza mila mazoto foana isika fa araho ny tantaran'i Tata Malala fa kΓ΄mbΓ  be ny mandeha mibΓ΄sy tamin'ny fahatanorany πŸ˜… Γ΄ i ôôô andeha hianatra izahaaaay!!!

Rehefa mandeha mibΓ΄sy taloha πŸ˜…

Vakansa Ny Rabe

Izany indray ary ny fond d'Γ©cran ry akama isany ah! Mirary vakansa milay ho antsika ny fianakaviana Ny Rabe indrindra fa i Tsiky πŸ˜‰

Vakansa Ny Rabe

Ny Taxi Moto eto amin'ny tanΓ na πŸ‡²πŸ‡¬πŸ˜ƒ

Ankoatran'ny mitondra sipa gratuit amin'ny moto dia inona koa ny fialam-bolin'ireo mpitondra taxi eto amin'ny tanΓ na. πŸ€£πŸ‡²πŸ‡¬ Hitanareo ato amin'ity vidΓ©o manaraka ity ary ny zavatra tena tiandry lerony. πŸ˜…πŸ›΅ Ankafizo dia zarao amin'ny namana rehetra izay tia mivanitika lalandava. πŸ˜ƒ

Ny Taxi Moto eto amin'ny tanΓ na πŸ‡²πŸ‡¬πŸ˜ƒ

Tsy manaiky diso πŸ˜‚πŸ‡²πŸ‡¬

Ny Dadanareo koa ve manao an'izao? πŸ˜† Tia manandrakandrana na dia hita fa tsy mety ary nefa avy eo izy ihany no tezitra. πŸ˜… Datoa ah fa raha mba calme aloha πŸ˜…

Tsy manaiky diso πŸ˜‚πŸ‡²πŸ‡¬

Bex gilaseh 🀣🍻

Tsy mba romantika koa ry Datoa izany. πŸ˜ƒ Mba mila safosafo madama fa tsy hoe izany.🀣

Bex gilaseh 🀣🍻

Manonofy atoandro πŸ˜…

Efa te hipaimaka bex indray Datoa dia mahita ho lazaina eo. πŸ˜… Tandremo lesy zany. 🀣

Manonofy atoandro πŸ˜…

Fianakaviana maika lava πŸ˜ƒπŸ‡²πŸ‡¬

Ndao hiaraka aminay raha maika 😊 Aty aminay tsy misy tara izany, mahay mi-eskiva emboutaka, afaka mandeha ambony rano. πŸ˜‚ Alefaso fa maika ehhhhh. πŸ˜…

Fianakaviana maika lava πŸ˜ƒπŸ‡²πŸ‡¬

Lasa mpanan-karena πŸ’°πŸ˜ƒ

Faly be i Tata Malala rehefa naharay SMS nilaza fa nahazo vola be izy. Noho ny hafaliany dia nozarainy tamin’ny olona daholo ny entana tao an-trano. πŸ˜ƒ Fantatra anefa fa soloky ilay SMS. Dia raikitra indray ny fihazakazahana sy fakΓ na indray ireo entana efa lasan’ny mpiray vodirindrina. 🀣

Lasa mpanan-karena πŸ’°πŸ˜ƒ

Ny ekipa ao ambadiky Ny Rabe 😊

Araka ny nangatahanareo dia ireto ary ireo ekipa ao ambadikan'Ny Rabe. 😊 Mankasitraka an'i Jean Michel naka ny vidéo. 🎬

Ny ekipa ao ambadiky Ny Rabe 😊

Kivy aminareo i Datoa πŸ˜…

Izany indray ary ny memes eh πŸ˜… 100% malagasy πŸ‡²πŸ‡¬ Ankafizo eh. 😊

Kivy aminareo i Datoa πŸ˜…

Kadô tsy nampoizina : Ranomanitra 🀣🎁

Jean Michel nividy ranomanitra teny Anosy mba homena cadeau an'i Tsiky... πŸ˜… Kinanjo vao notsifirina tonga dia K.O ny iray trano 🀣 πŸ˜‚ Efa sendra nividy zavatra tsy araka ny nampoizina ve ianao? Zarao aminay ao anaty commentaire!

Kadô tsy nampoizina : Ranomanitra 🀣🎁

Ny Rabe mianakavy eny Anosy

Mitohy hatrany ny aventure milay miaraka amin'ny fianakaviana Ny Rabe. Izany ary aloha ny fond d'Γ©cran eh. πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬

Ny Rabe mianakavy eny Anosy

Vokatra ny sosety πŸ₯’πŸ‡²πŸ‡¬

Sosety maraina, atoandro, hariva πŸ˜‚ Laoka mampisitaka vady fa tandremo eh πŸ˜† TaguΓ©-o anaty commentaire ao ilay namanareo tia sosety be iny. 🀣 Aza adino manao partage ny vidΓ©o antsika mba ho fanohanana ny ekipa. πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ˜Š

Vokatra ny sosety πŸ₯’πŸ‡²πŸ‡¬

Diso paika πŸ˜…πŸ˜…

Mitetika bex isanandro indray ra Datoa kay sendran'ny vazaha kikina πŸ˜…πŸ˜…

Diso paika πŸ˜…πŸ˜…

Manaraka