Ny Rabe

Lita

I Tsiky mitady asa โ˜บ๏ธ

Mitsapa vintana mitady asa any amin'ny Orange indray i Tsiky ka asa hoe hanao ahoana fa arahao indray ary ny tantara eh!!! โ˜บ๏ธโ˜บ๏ธโ˜บ๏ธ

I Tsiky mitady asa โ˜บ๏ธ

Ody may๐Ÿ˜‚

Mandaitra sy mahomby ny fomba Malagasy amin'ny fitsaboana may๐Ÿ˜‚ Fa ity indray mitoraka ity dia hafa mihitsy๐Ÿ˜‚

Ody may๐Ÿ˜‚

Fond d'ecran Mamy kely :)

Zareo mianakavy ireto, mafatifaty ireo rehefa maka sary ๐Ÿ˜‚

Fond d'ecran Mamy kely :)

Korotana anaty Taxibe

Ny Rabe anaty taksibe ๐Ÿ™„๐Ÿ˜‚ Mandreraka be mihitsy rehefa misy andihan'olona maro mifankahalala ao anaty taksibe ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚

Korotana anaty Taxibe

Rehefa mandeha mariazy ๐Ÿ˜…

Iza aminareo indray no mitondra ambin-tsakafo mody rehefa avy mamonjy mariazy? ๐Ÿ˜… Na dia izany aza dia tsara ihany ny miala amin'io fomba io, sa comment? ๐Ÿ˜…

Rehefa mandeha mariazy ๐Ÿ˜…

Sarotra an-kanina ๐Ÿคญ๐Ÿ˜‚

Any aminareo koa ve misy ilay olona efa amin'ny ora fisakafoanana iny mihitsy vao mody mandondona๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚ Mba blague ity fa ny antsika valala iray aza hifanampahana โ™ฅ๏ธ

Sarotra an-kanina ๐Ÿคญ๐Ÿ˜‚

Zava-boahary tsy mitovy ๐Ÿ˜‚

Dia samy mahazo ny anjarany tokoa moa!! ๐Ÿ˜‚ Asa raha mba mpankafy pizza saosety koa i Tata Malala! ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚

Zava-boahary tsy mitovy ๐Ÿ˜‚

Fanapahana an'ilay fika ๐Ÿ†๐Ÿคฃ

Iza aminareo ato no mbola tsy vita didim-poitra? ๐Ÿ˜‚๐Ÿคฃ Efa fotoanan'ny fanapahana izao sao taraiky eo! ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚ Araho ato indray ary ny didim-poitran' i Lita zanak'i Tsiky manja kely.

Fanapahana an'ilay fika ๐Ÿ†๐Ÿคฃ

Lasa mpanan-karena ๐Ÿ’ฐ๐Ÿ˜ƒ

Faly be i Tata Malala rehefa naharay SMS nilaza fa nahazo vola be izy. Noho ny hafaliany dia nozarainy taminโ€™ny olona daholo ny entana tao an-trano. ๐Ÿ˜ƒ Fantatra anefa fa soloky ilay SMS. Dia raikitra indray ny fihazakazahana sy fakร na indray ireo entana efa lasanโ€™ny mpiray vodirindrina. ๐Ÿคฃ

Lasa mpanan-karena ๐Ÿ’ฐ๐Ÿ˜ƒ

Tsiky mรจre cรฉlibataire ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Rehefa ndry ilay mba miomana handeha hivoaka iny. ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ˜‚ Nareo koa ve efa tratran'izao ? ๐Ÿ˜‚ Aza adino mizara amin'ny namana rehetra ๐Ÿ‘Š๐Ÿ˜Š

Tsiky mรจre cรฉlibataire  ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Fianakaviana Ny Rabe

Avia raha te ho tapatsinay isanandro miaraka amin'ny fianakavianay ๐Ÿ˜…๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Fianakaviana Ny Rabe

Tsy misy vaovao intsony