Lasa mpanan-karena π°π
Faly be i Tata Malala rehefa naharay SMS nilaza fa nahazo vola be izy. Noho ny hafaliany dia nozarainy taminβny olona daholo ny entana tao an-trano. π Fantatra anefa fa soloky ilay SMS. Dia raikitra indray ny fihazakazahana sy fakΓ na indray ireo entana efa lasanβny mpiray vodirindrina. π€£

