Milahatra rano #nyrabe #bidon #memes
Iza no diso ? π Tezitra mafy i Fara fa tonga hatreo alohan'ny tsenany ny filaharana Bidon. π₯Ή Mpilalao : Fara (mpivarotra, vadin'ny Datoa), i Njaka kosa zanak'izy ireo faralahy. Aza adino mizara π
Iza no diso ? π Tezitra mafy i Fara fa tonga hatreo alohan'ny tsenany ny filaharana Bidon. π₯Ή Mpilalao : Fara (mpivarotra, vadin'ny Datoa), i Njaka kosa zanak'izy ireo faralahy. Aza adino mizara π
Rehefa ialahy ilay leo embouteillages iny dia izao no fika. π Alefaso fa maika eh π Tsikitsiky kely miaraka amin'ny #Datoa indray aloha π Zarao ao amin'ny commentaire hoe aiza ilay toerana tena be embouteillages eto Antananarivo iny. π²π¬π²π¬ Aza adino mi-partage mba ho hitany akama rehetra. ππ
Izy no Datoa, saofera Taxi no asany π Afaka antsoinao izy amin'ny fotoana rehetra raha mila Taxi maika eto amin'ny ville π Aza adino manaraka ny pejy π
Tsy misy vaovao intsony