Balina be ety an-tan脿na馃槀
Ianao efa reraka be avy niasa ka mieritreritra ny hatory be, tampoka teo maheno tsinjaka d么mb么l么馃槀馃槀
Ianao efa reraka be avy niasa ka mieritreritra ny hatory be, tampoka teo maheno tsinjaka d么mb么l么馃槀馃槀
Tonga dia raikitra ny kilalao ao an-dakilasy rehefa tsy tonga ny pr么fy馃槀 Mba sangisangy ity fa mila mianatra tsara daholo fa ny fianarana no lova tsara indrindra馃槉馃槀 么i么么么么!!! 'ndeha hianatra izahay!!!
Zareo mianakavy ireto, mafatifaty ireo rehefa maka sary 馃槀
Ny Rabe anaty taksibe 馃檮馃槀 Mandreraka be mihitsy rehefa misy andihan'olona maro mifankahalala ao anaty taksibe 馃槀馃槀
Iza aminareo indray no mitondra ambin-tsakafo mody rehefa avy mamonjy mariazy? 馃槄 Na dia izany aza dia tsara ihany ny miala amin'io fomba io, sa comment? 馃槄
Indry koa ve tsy manaiky mihitsy raha tsy mahazo fripy bobaka be vao afa-po? 馃槂 Tandremo nefa fa mampiteraka olana be tampoka kay io fifidianana fripy bobaka be io io anh! 馃槄
Aty aminay misy ilay olona tsy mahavelona afo iny mihitsy馃槀 Nefa ny sasany ray segondra dia vonona 馃槀
Any aminareo koa ve misy ilay olona efa amin'ny ora fisakafoanana iny mihitsy vao mody mandondona馃槀馃槀 Mba blague ity fa ny antsika valala iray aza hifanampahana 鈾ワ笍
Ny Rabe be takosona 馃槉馃槀 Tsy voatery hoe milamina be foana izay vao mety fa jereo anie ity sary ity eh 馃槉 Sary nataon'i Lita馃槀 Imprimable izy ity 馃槉
Mpangarom-paosy 馃槶馃槀 Mila mailo foana naizanaiza aleha 馃槥 Nareo koa ve mino an'ilay fombafomba gasy hiarovana amin'ny Mpangarom-paosy reny? 馃槀馃槀
Dia samy mahazo ny anjarany tokoa moa!! 馃槀 Asa raha mba mpankafy pizza saosety koa i Tata Malala! 馃槀馃槀馃槀
Nareo koa nga mahay mamboly lasopy legioma? 馃槄 Raha azo atao 'pack lasopy' indray mandeha ny fambolena nahoana no mbola handany andro eo? 馃ぃ
Rehefa indry ilay tafidtra be anaty resa-pitiavana iny ka adino daholo izao tontolo izao!! 馃ぃ Ny fianarana aloha atao tsara r'ikala Miora kely fa aza maimaika ah!! 馃槄
Izany indray ary ny fond d'茅cran ry akama isany ah!! 馃槉馃槂 Tonga dia andramo aloha ahit脿na ny hatsarany 馃き馃槀馃槀
Ny B茅b茅 kosa aloha tena tia mikarakara ny zafikeliny foana eh! Mankasitraka ny B茅b茅 rehetra eh! 馃憤
Fantatrao ve malagasy ianao sady Reny rehefa manomboka tsy mahay miteny raha tsy mitrerona? 馃槀馃槉
Ianareo koa efa tratrin'ilay handeha hib么sy nefa tsy te hiala ambony fandriana mihitsy? 馃槄 Na izany aza mila mazoto foana isika fa araho ny tantaran'i Tata Malala fa k么mb脿 be ny mandeha mib么sy tamin'ny fahatanorany 馃槄 么 i 么么么 andeha hianatra izahaaaay!!!
Efa te hipaimaka bex indray Datoa dia mahita ho lazaina eo. 馃槄 Tandremo lesy zany. 馃ぃ
Ndao hiaraka aminay raha maika 馃槉 Aty aminay tsy misy tara izany, mahay mi-eskiva emboutaka, afaka mandeha ambony rano. 馃槀 Alefaso fa maika ehhhhh. 馃槄
Faly be i Tata Malala rehefa naharay SMS nilaza fa nahazo vola be izy. Noho ny hafaliany dia nozarainy tamin鈥檔y olona daholo ny entana tao an-trano. 馃槂 Fantatra anefa fa soloky ilay SMS. Dia raikitra indray ny fihazakazahana sy fak脿na indray ireo entana efa lasan鈥檔y mpiray vodirindrina. 馃ぃ
Jean Michel nividy ranomanitra teny Anosy mba homena cadeau an'i Tsiky... 馃槄 Kinanjo vao notsifirina tonga dia K.O ny iray trano 馃ぃ 馃槀 Efa sendra nividy zavatra tsy araka ny nampoizina ve ianao? Zarao aminay ao anaty commentaire!
Mitohy hatrany ny aventure milay miaraka amin'ny fianakaviana Ny Rabe. Izany ary aloha ny fond d'茅cran eh. 馃嚥馃嚞馃嚥馃嚞
Avia raha te ho tapatsinay isanandro miaraka amin'ny fianakavianay 馃槄馃嚥馃嚞
Fantatrao ve fa malagasy ianao matoa manao ohatran'izao ataon'i Miora izao rehefa miantsena ? 馃槀馃槀 Aza adino mi-partage 馃槉馃槉