Boatindrakitra manavotra馃ぉ馃槀
Aza misalasala mihitsy misikotra boatindrakira rehefa kinkina be ah!!馃槀
Aza misalasala mihitsy misikotra boatindrakira rehefa kinkina be ah!!馃槀
Ianao efa reraka be avy niasa ka mieritreritra ny hatory be, tampoka teo maheno tsinjaka d么mb么l么馃槀馃槀
Mandreraka mihitsy ny andiana pams aty amin'ny tanana馃槀
Mitsapa vintana mitady asa any amin'ny Orange indray i Tsiky ka asa hoe hanao ahoana fa arahao indray ary ny tantara eh!!! 鈽猴笍鈽猴笍鈽猴笍
Zareo mianakavy ireto, mafatifaty ireo rehefa maka sary 馃槀
Indro indray ary ny fampianarana mandoko sy manisy aloka amin'ny fanaovana animation. Aza adino fa efa misy ny fampianarana anankiroa teo aloha ka tsara kokoa ny mijery ny fampianarana teo aloha foana ihany. Araho ato amin鈥檌ty tutoriel ity ny dingana rehetra amin鈥檔y fandokoana ny sary sy ny fametrahana aloka amin鈥檔y Krita.
Ny Rabe anaty taksibe 馃檮馃槀 Mandreraka be mihitsy rehefa misy andihan'olona maro mifankahalala ao anaty taksibe 馃槀馃槀
Iza aminareo indray no mitondra ambin-tsakafo mody rehefa avy mamonjy mariazy? 馃槄 Na dia izany aza dia tsara ihany ny miala amin'io fomba io, sa comment? 馃槄
Aty aminay misy ilay olona tsy mahavelona afo iny mihitsy馃槀 Nefa ny sasany ray segondra dia vonona 馃槀
Any aminareo koa ve misy ilay olona efa amin'ny ora fisakafoanana iny mihitsy vao mody mandondona馃槀馃槀 Mba blague ity fa ny antsika valala iray aza hifanampahana 鈾ワ笍
Ny Rabe be takosona 馃槉馃槀 Tsy voatery hoe milamina be foana izay vao mety fa jereo anie ity sary ity eh 馃槉 Sary nataon'i Lita馃槀 Imprimable izy ity 馃槉
Mpangarom-paosy 馃槶馃槀 Mila mailo foana naizanaiza aleha 馃槥 Nareo koa ve mino an'ilay fombafomba gasy hiarovana amin'ny Mpangarom-paosy reny? 馃槀馃槀
Ianareo ko ve sahirana mitady cadeau ho an'ny zanakareo 馃槉 Tadidio fa tiany daholo izay omenareo eo 馃槉 Arahabaina daholo izay afaka 馃グ Mahereza daholo ianareo izay tsy afaka馃檹鈾ワ笍
Miaraka amin'i Njaka indray ary isika androany 鈽猴笍 Faralahin'i Datoa io anh!! Izy ilay mampianatra antsika animation ato 馃憤鈽猴笍
Maro taminareo no nangataka ny tohin'ilay fampianarana voalohany momban'ny fanaovana "animation" koa indro ary atolotra ho anareo am-pitiavana be ny fampianarana faharoa. Araho ato amin鈥檌ty tutoriel ity ny dingana rehetra amin鈥檔y fanetsehana ny sary amin鈥檔y Krita
Tsaky indray ra-poulet androany 馃槅馃悡 tsy hay hoe nataon'leiry io inona indray ny poneataksia an'i Datoa. 馃槀 Asa mety ho firy ny porsantazy mety hampety an'io intelizansa artifisialy nataon'i Njaka io. 馃榾
Izany indray ary ny fond d'茅cran ry akama isany ah!! 馃槉馃槂 Tonga dia andramo aloha ahit脿na ny hatsarany 馃き馃槀馃槀
Miaraka amin'i Njaka indray ary isika androany. 馃槂 Zany ny bandikely miondana tekno 馃憡 Zanak'i Datoa faralahy. 馃槉
Ianareo koa efa tratrin'ilay handeha hib么sy nefa tsy te hiala ambony fandriana mihitsy? 馃槄 Na izany aza mila mazoto foana isika fa araho ny tantaran'i Tata Malala fa k么mb脿 be ny mandeha mib么sy tamin'ny fahatanorany 馃槄 么 i 么么么 andeha hianatra izahaaaay!!!
Izany indray ary ny fond d'茅cran ry akama isany ah! Mirary vakansa milay ho antsika ny fianakaviana Ny Rabe indrindra fa i Tsiky 馃槈
Fanontaniana miverimberina matetika ny hoe: inona avy ireo logiciel ampiasaina amin鈥檔y fanaovana sary miaina, ary karazana fitaovana toy inona no ilaina amin鈥檌zany? Araho ato amin鈥檌ty tutoriel ity ny dingana rehetra amin鈥檔y fanaovana sary amin鈥檔y logiciel Krita, miaraka amin鈥檌reo fitaovana ilaina amin鈥檌zany.
Ny Dadanareo koa ve manao an'izao? 馃槅 Tia manandrakandrana na dia hita fa tsy mety ary nefa avy eo izy ihany no tezitra. 馃槄 Datoa ah fa raha mba calme aloha 馃槄
Ndao hiaraka aminay raha maika 馃槉 Aty aminay tsy misy tara izany, mahay mi-eskiva emboutaka, afaka mandeha ambony rano. 馃槀 Alefaso fa maika ehhhhh. 馃槄
Faly be i Tata Malala rehefa naharay SMS nilaza fa nahazo vola be izy. Noho ny hafaliany dia nozarainy tamin鈥檔y olona daholo ny entana tao an-trano. 馃槂 Fantatra anefa fa soloky ilay SMS. Dia raikitra indray ny fihazakazahana sy fak脿na indray ireo entana efa lasan鈥檔y mpiray vodirindrina. 馃ぃ