Ny Rabe

VidΓ©os

Tsy manaiky diso πŸ˜‚πŸ‡²πŸ‡¬

Ny Dadanareo koa ve manao an'izao? πŸ˜† Tia manandrakandrana na dia hita fa tsy mety ary nefa avy eo izy ihany no tezitra. πŸ˜… Datoa ah fa raha mba calme aloha πŸ˜…

Tsy manaiky diso πŸ˜‚πŸ‡²πŸ‡¬

Lasa mpanan-karena πŸ’°πŸ˜ƒ

Faly be i Tata Malala rehefa naharay SMS nilaza fa nahazo vola be izy. Noho ny hafaliany dia nozarainy tamin’ny olona daholo ny entana tao an-trano. πŸ˜ƒ Fantatra anefa fa soloky ilay SMS. Dia raikitra indray ny fihazakazahana sy fakΓ na indray ireo entana efa lasan’ny mpiray vodirindrina. 🀣

Lasa mpanan-karena πŸ’°πŸ˜ƒ

Ny ekipa ao ambadiky Ny Rabe 😊

Araka ny nangatahanareo dia ireto ary ireo ekipa ao ambadikan'Ny Rabe. 😊 Mankasitraka an'i Jean Michel naka ny vidéo. 🎬

Ny ekipa ao ambadiky Ny Rabe 😊

Kadô tsy nampoizina : Ranomanitra 🀣🎁

Jean Michel nividy ranomanitra teny Anosy mba homena cadeau an'i Tsiky... πŸ˜… Kinanjo vao notsifirina tonga dia K.O ny iray trano 🀣 πŸ˜‚ Efa sendra nividy zavatra tsy araka ny nampoizina ve ianao? Zarao aminay ao anaty commentaire!

Kadô tsy nampoizina : Ranomanitra 🀣🎁

Tsiky mΓ¨re cΓ©libataire πŸ‡²πŸ‡¬

Rehefa ndry ilay mba miomana handeha hivoaka iny. πŸ‡²πŸ‡¬πŸ˜‚ Nareo koa ve efa tratran'izao ? πŸ˜‚ Aza adino mizara amin'ny namana rehetra πŸ‘ŠπŸ˜Š

Tsiky mΓ¨re cΓ©libataire  πŸ‡²πŸ‡¬

Vokatra ny sosety πŸ₯’πŸ‡²πŸ‡¬

Sosety maraina, atoandro, hariva πŸ˜‚ Laoka mampisitaka vady fa tandremo eh πŸ˜† TaguΓ©-o anaty commentaire ao ilay namanareo tia sosety be iny. 🀣 Aza adino manao partage ny vidΓ©o antsika mba ho fanohanana ny ekipa. πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ˜Š

Vokatra ny sosety πŸ₯’πŸ‡²πŸ‡¬

Rafozan-tsarotiny πŸ˜‚πŸ‡²πŸ‡¬

Tatamalala koa izany dia masiaka erΓΏ πŸ˜† Mpilalao : Datoa, Tatamalala, Jean Michel (vazaha) Aza adino hatrany mizara ny vidΓ©o antsika.

Rafozan-tsarotiny πŸ˜‚πŸ‡²πŸ‡¬

Manendy trondro 😊🐟 #nyrabe

Ny bebe anareo koa ve mahay fahagagana ohatran'izao ? πŸ˜‚ Aza adino mizara amin'ny namana πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬

Manendy trondro 😊🐟 #nyrabe

Mpivarotra fanafody πŸ‡²πŸ‡¬πŸ’Š

Ao daholo ve nareo avy eny Ambohipo? Asio prΓ©sence kely πŸ˜‚ Mpilalao : Datoa sy Fara Aza adino manao partage ny vidΓ©o antsika πŸ˜†

Mpivarotra fanafody πŸ‡²πŸ‡¬πŸ’Š

Alefa Barea πŸ‡²πŸ‡¬βš½

Tsikitsiky miaraka amin'i Tatamalala sy ny fianakaviana Ny Rabe πŸ˜…πŸ˜… Aza adino mi-partage πŸ˜…

Alefa Barea πŸ‡²πŸ‡¬βš½

Leo embouteillage πŸš– andiany II πŸ‡²πŸ‡¬

Rehefa ilay Γ©quipe-nao no manao match androany.⚽ Ahoana ny fihetseham-po nareo raha teo amin'ny toeran'i Datoa. πŸ˜‚πŸ˜‚ Partageo hatrany mba ho hitany akama rehetra πŸ‡²πŸ‡¬

Leo embouteillage πŸš– andiany II πŸ‡²πŸ‡¬

Milahatra rano #nyrabe #bidon #memes

Iza no diso ? πŸ˜… Tezitra mafy i Fara fa tonga hatreo alohan'ny tsenany ny filaharana Bidon. πŸ₯Ή Mpilalao : Fara (mpivarotra, vadin'ny Datoa), i Njaka kosa zanak'izy ireo faralahy. Aza adino mizara πŸ‘

Milahatra rano #nyrabe #bidon #memes

Leo embouteillage πŸš– Andiany I πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬ #nyrabe

Rehefa ialahy ilay leo embouteillages iny dia izao no fika. πŸš– Alefaso fa maika eh πŸ˜… Tsikitsiky kely miaraka amin'ny #Datoa indray aloha πŸ˜… Zarao ao amin'ny commentaire hoe aiza ilay toerana tena be embouteillages eto Antananarivo iny. πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬ Aza adino mi-partage mba ho hitany akama rehetra. πŸ˜†πŸ˜†

Leo embouteillage πŸš– Andiany I πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬ #nyrabe

Taxi-Bus Ny Rabe πŸ‡²πŸ‡¬πŸš–

Izy no Datoa, saofera Taxi no asany πŸ˜… Afaka antsoinao izy amin'ny fotoana rehetra raha mila Taxi maika eto amin'ny ville πŸ˜… Aza adino manaraka ny pejy πŸ‘

Taxi-Bus Ny Rabe πŸ‡²πŸ‡¬πŸš–

Tsy misy vaovao intsony